Dralako avao

Published on 11/29,2008

Nahita vola teny an-dalana ah!!
En fait, efa t@ larobia zany fa hatr@ zao mbola j'en reviens pas.  Tsy dia be resaka perso eto ah ny tena marina fa tena otran'ny miracle kely le izy dia mba tahirizina; vakiana rehefa sendra ny misy ilana azy any aoriana any hihi

Tsy tadidiko tsony fa otran'ny hoe classe de 5eme ah no nahita vola teny an-dalana farany. T@ zany  ah faran'ze naditra. Kanefa ny fianarako otran'ny mba nety ihany, nety be manko ee... Dia... ra izao ah zany no mamonjy maditra be...  tsy maintsy hoe hiety be koa ny fianako  

Naaaaaaaaaaan,  ny ditra tsy hitombo fa tsapako fotsiny fa hoe niverina ny vintanako tsara!! veloma enao ry poisse . Sady izay le izy tsy mba hoe takotakona, ary olona bedabe mande eo tsisy nahita. Tena fanambarana (apokalipsa?)  ity lelika e. Ho mpanan-karena ah. Mana avy any an-danitra iny, c'est le destin 

Dia ozy ilay namako hoe ny fahasoavanao izany fahorian'ny hafa (tian'lery hirevena le sosy)   satria misy olona very an'iny vola iny any. Dia hoy aho hoe za hirara satria raha tsy za no ahita an'iny dia tsy maintsy hisy olon-kafa ahita an'iny ao. "It's all zeros and ones baby". Zany hoe izaho no tena tsara vintana na hoe natao ho ahy iny.

Fa ny tena olana izao dia ny hoe ho ampiasaina ve le sosy sa ho tahirizina atao anatin'ilay fasiana sary ireny? ra ho ampiasaina sao dia lasa any ny vintana... ra ho tahirizina sao dia tsy miasa ilay vintana... na koa hitondra vitan-dratsy... olana nationaly

Tahaka izay tampoka tsy nandalo toe @ iny lalana iny
zay vao tadidiko tampoka hoe tsy superstitieux ah, misy anga ny vintana sa tsia? ary atao inona vintana rehefa manam-bola?
 
valiny: tokony investisser-na ilay vola... saingy hoe toa kely loatra indray nedala raha ho ny @ izay... A/tra o, tsy misy mana hafa nga any? le misy ambiny 5 sobika ireny no tena mety amiko

sssssshhhhh resaka tsisy dikany koa izy zany... nda hifoka daina indray aloha fa tsssssssss
c'est la vie!!



Hevitra

Leave a Reply