Malagasy anie ianao

Published on 06/26,2011

Rehefa @ fotoanan'ny krizy otran'zao izany no tena ahenoina tsisy farany hoe tombon-tsoambahoaka sy ny hoe fitiavan-tanindrazana... izany hoe kabary politika sy fanaovana hevitra petatoko hanerena sy hanohanana ny adalana miaro tsinjaka ataon'ny mpanao politika na ny andaniny na ny ankilany... tena hoe tsy misy zavatra hifandraisany @ tolona nataon'ny ireo niaritra ny mafy hoan'ny fahaleovan-tena hialana @ fampijaliana nataon'ny mpanjanaka...

Dia hoy aho hoe sao dia mba ilay sens an'ny hoe maha-Malagasy mihintsy aza no efa very tanteraka ee... inona moa izany no tena maha-Malagasy antsika ee? eny e, apart ny hoe evidawazy mazavament ny RAD malagasy, ny tany Madagasikara ary ny fiteny malagasy? tsy mba misy zavatra mampiray antsika ka hoe an han  hafa ihany ny Malagasy.

Tsy te hiresaka ny hoe fihavanana ah an. En fait, zavatra utopika be sy mitovy @ le fitiavan-tanindrazana ihany io hoe ideologie nisy tany @ taonjato faha18 tany hoany dia roritina @ izao fotoana kanefa efa nilaozan'ny toetr'andro be... efa tsy zavatra ihainana intsony ee, otran'ny FFKM ihany. Tsisy ilana azy altalt

Dia izay ee, iangaviko mba samy hieritreritra isika hoe inona no tena mba maha-Malagasy. Rehefa mitovy ny valin'io sy samy mahatsapa izany angamba dia mety hivavaha hoazy ny krizy...

Ny tonga any antsaiko voalou izao dia ny hoe ny gasy dia... tia mahaleo... tsy mbola nahita malagasy ka hoe tsy mirevy mahaleo izany mihintsy ah... en fait, ny hoe citizenship test of Madagasikara na hoe fanadinana hizakana ny zom-pirenana malagasy tokony   ho simplifier-na fotsiny @ fanotaniana roa hoe:
* Fantatrao ve mahaleo?
* Hirao ny mimoza?
-> arabaina, fa voaray ho Malagasy ianao alt

happy vaintisisy alt

 


Hevitra

  1. 06/27,2011 | 07:53

    kiii, gasy 50% zany za le. Fantatro Mahaleo fa tsy haiko le hira hoe Mimoza.

    (Sambany aho mba nasain'ny Captcha nanoratra teny malagasy, Sakalava, nerite no nasainy nosoratako).

  2. 06/27,2011 | 12:07

    Za ko efa ela no nieritreritra toa anao izao ry Simp fa tsy haiko toa anao ny mamoaka azy !!!!
    za maafantatra an'i Mahaleo na dia tsy dia mirevy loatra aza aho, ary haiko ilay Mimoza, ha ha ha GASY za klé ! Tara indray ty ry Dôty tamin'iny ;)

  3. 06/27,2011 | 13:37

    Mahaleo?
    za alou gasy fa za tsy mirevy mahaleo zany e
    mba zavatra hafa ohatra ny hoe ravitoto sy henakisoa ahay

  4. 06/27,2011 | 15:28

    Doty,
    mimosa ve no fantatra?
    tsy haiko hoe iza no tena marina @ ireo...
    ny malagasy 50% mila manatrika cours ana fanabeazam-pirenena moa sa in no filazana azy :-)

    (captcha intellizan io ee, mafahatantra fa malagasy no resahina)

    ;-)

    Kdom,
    efa mitovy ve izany ny eritreritsika ve izao? :)
    generation 70 ve dia tsy mirevy mahaleo? t'as grandi dans la jungle? :-P

    Piso,
    http://www.youtube.com/watch?v=9_98XkeknEE
    manimanitra daholo izay lalovana
    misy fofom-bonikazo, vonikazo mimoza

    ravitoto sy henakisoa, oui je le veux!!

  5. 06/27,2011 | 15:29

    gasy ka manja!

    ;-)

  6. 06/28,2011 | 06:27

    Ny hahalalako hoe Malagasy aho, dia haiko ny fampiharana ny hoe: Ny raharaham-pirenena tsy hananako havana, Aleo very tsikalakalam-bola toy izay very tsikalakalam-pihavanana. Mahalala ireo ohabolana, ny kilalao ankamantatra, ny fahaizana mankafy ny zavatra vita malagasy toy ny harendrina, sy ireo zavatra maro samihafa. Moa ve fantatsika ny atao hoe Fampitaha? ny fanaovana tsikonona sy ny kindriandriana ary ny kivarivary. Ary farany dia ny fahaizana miteny malagasy madio tsy mifangaro tenim-pirenena hafa.
    izay no maha malagasy ahy.

  7. 06/28,2011 | 17:44

    Diso henjana loatra kosa ny kriteran'i naritsimba kle...
    satria sarotra be ny mampihatra an'le: aleo very tsikalakalam-mpihavanana toy izay very tsikalakalam-bola ^:^

    inona moa le fampitaha kay? :-)

  8. 06/28,2011 | 22:38

    ny raharaha politika tsy ananan-kavana, aoka marina! tsikalakalan'inona indray ary io kle?

    Fa marina aloha fa dia tsisy ilavana azy ilay FFKM e!

  9. 06/29,2011 | 05:14

    Fa ianareo miteny ity politika ity fa tena mapisara-bazana ny mpianakavy tokoa izy ity araka ny henoko etsy sy eroa : "aleo very tsikalakalam-pihavanana toy izay very tsikalakalam-politika", ha ha ha !

    Fa ilay tsy mahalala ny FAMPITAHA koa no tena giravy,fa notezaina anaty ala ve ianao ity e ? :)), tena mety mihitsy ity voalazan'i Naritsimba ity tsy misy mahaenjana izany mihitsy fa efa tsy gasy ianao izay fa metisy frantsay na te-hitovy amin'ny foza :P Izaho aloha dia tena mandala ity fiteny gasy ity ary ezahiko hajaina ny fanoratra azy fa io no mahamalagasy ahy (rehefa tsy manoratra amin'ny portable aho ;) Fa dia efa betsaka ny fomba amam-panao tsy voatana intsony noho ny antony maro.

  10. 06/29,2011 | 19:41

    ioniste,
    efa nisy nidivorsa na hoe vodiondry tsy raikitra ve hoe vokatry ny hoe tsy fitoviana hevitra ara-politika ve
    ny iray mpanohana tgv moa ny iray ra8...

    omg, hevitra film milay be izany le...
    nifankahita teny @ 13 mai izy roa... ny RAD-n'ny iray olona manodidina an'i tgv moa ny an'ny iray tiko-boys ho ho ho

    kdom,
    haiko ilay fampitaha eee
    fa le zavatra ampitahaina fotsiny no tsy haiko...
    entana ve?
    :-P

  11. 06/30,2011 | 05:52

    ?????????? io fa oaine de hoe fantatro ilay fampitaha (fa tsy fantatro hoe inona ha ha ha). Teny gasy FAMPITAHA koa moa ve tsy ho fantatra fa ilay lalao no resahina eto.

  12. 06/30,2011 | 16:29

    tsy izany fa bedabe ny kilalao fampitaha dia mety tsy mitovy ny ampitahaintsika ee ^:^

    en tt cas, mazava wazy fa matoa tsy fantako izany dia midika avy hatrany fa tsy tokony ho atao kritera hanambarana fa gasy na tsy gasy ny olona iray ;-)

  13. 06/30,2011 | 20:56

    Sao de mba misy mahafantatra ny anaran'ireny mpiasany douanes sy ny insepecteur de douanes Antsiranana taminy taona faha 1999-2011.Fa misy olona nampitondraiko entana nefa tsy voarainy tompony akoriny.

  14. 07/01,2011 | 16:34

    tena tsy mahafantatra ah
    fa tsy mety nga ra mba ilay olona nampitoindraina no asiana suivi sy evaluation kely :-)

Leave a Reply

Hampiditra hevitra

E-mail me when comments occur on this article