Friday 05 December 2008

Miala any, miala any2

 

Eny e,

Tsy haiko na za somary mpiandry ora farany foana nga  fa feno herin-taona tokoa izay no nidirako teto @ sehatra blaogy. Ny vokatra moa, tena mahaEmbarassed faran'izay mahamenatra fa tena tsy nisy nivoaka aram-pomba offisialy hoe iny eny fa mba nisy zavatra nosoratan'le adala be iny tato.

 (tohiny)


«Mialoha   1 2

Copyright © 2005 Fialam-boly - Atolotry ny Blaogy.com
Imhotep theme designed by Chris Lin
XHTML | CSS | RSS