Saturday 16 August 2008

WOMBs: Razzies Gasy14

 

Nalaza be mintsiny tato ho ato ny fizarana billeta sy ny BOMBsCool, Izay nanehoan'ny ol mpanaraka ny aterineto ny fankamamiany ny blaogy gasy. Arabaina daholo izay voafidy tao, tsara fa tohizo. Anisan'ny tanjona t@ ity fifaninana ity moa dia ny hamporisihana ny mpiblaogy @ sehatra mifanandrify azy. Toy ny karazana fanomezam-boninahitra ireo mendrika indrindra izany izy ity, awards eeee, sexy be le izy @ teny anglisy Laughing  mba otran'ireny Festival des Cannes na hoe Hollywood Film Festival ireny zany. 

 (tohiny)


Kenya Vs Dago, Aia Ty Hombana6

 

Asa ianareo  fa mampatsiahy ahy be ny krizy 2002 tany amintsika ity gidragidra mitranga any Kenya ity. Ingahy Odinga moa izany no milalao ny toeran'i Ra8 t@ zany fotoana izany ary i Kibaki no manao Deba. Tena misy hitovizana be mintsy ny tantaran-tsika sy ry zareo kenyanina ary resa-dresaka ambanin'ny tany sy siosion-dresaka momba ny tena ao ambadik'ilay gidragidra,   izay mifandraika amintsika no holazaiko eto.

 (tohiny)


1 2 3  Manaraka»

Copyright © 2005 Fialam-boly - Atolotry ny Blaogy.com
Imhotep theme designed by Chris Lin
XHTML | CSS | RSS