I Told You So

 

 

Tsy mihomehy loza aho aloha mba tsy hisy hiteny hoe ratsy toetra koa ity simp ity an. Manaraka ny fandehan-javatra ara voajanahary isika, araka ny efa voalaza.  Koa izao ary, araka ny maha tsara fanahy sy olona faran'izay tia tanindrazana ary tia mpiray tanindrazana amiko dia atolotro anareo en eklozivite ny vahaolana mahomby @ izao setrasetran'ny tany izao. 

 (tohiny)