... Mitady Sipa Virjiny...

 

Tonga dia misy sonnE be ndray zao eo an.
Efa hoe tsy hiresaka virjiny intsony aho @ ity taona ity. Tsy manaja vehivavy hono izany. Ny tena marina efa niezaka ny tsy handefa bolongana mihintsy aho hoe @ ity volana ity. Toa herim-po very maina anefa izany, tena tsy vitako ee. I can't help it, you're close to my heart! (tohiny)


«Mialoha   1 2 3 4 5