++++++++++
Rehefa le zoma otran'zao izany dia le mandany andro, miandry mafy sy mimenomenona hoe elabe vao tonga ny weekend... dia ny ataoko mijerijery hatsikana @ youtube... sy site izay efa tiako ho jerena nandritra ny herin'andro fa mbola tsy nanam-potoana... ireto ary ny blaogy izay tena nafinaritra tokoa ny namaky azy androany:
- Reflexiums: Madagascar : Enculés de Pickpockets !
hum hum Achille io an... great citizen media... mafinaritra be na ny mamaky aza
- Randy do it: Le PIB d'un pays serait lié... à la taille du pénis
Vao ny titre fotsiny dia hoe... @ le oui
indrindra fa ireo rohy sy rohy nivoaka avy ao... dia miangavy anareo tovolahy mba ho any toilette miaraka @ tena fitsipika handrefy ra tena mitotona ao @ tena ecart-type sa tsia ho ho ho 
mampatsiaro an'le kozy teto taloha iny hoe iza/manin no ngoza zizi
Otran'ny somary miverina @ le tena blaogy blaogy, au bon vieux tps indray ny vahoaka izao... miala @ le fahanginana/politika dridrangilo... mafinaritra mihintsy... hatsaran'ny fahatanorana sa inona ilazana izany ![]()
You made my day!!
![]()
ps: naika ho ataoko hoe "taille du penis... encules de pickpockets... liE au PIB..." ny titra... fa hoe aleo hilamina fa sao dia hoe tay amin'amany eo indray ![]()