Monday 18 August 2008

Hetsika Anti-Cyclonique7

 

Somary nalaza ny resaka cyclone  tao aorinan'ny nandalovan'i Ivan teo @ firenentsika iny. Betsaka tokoa izay lahatsoratra mikasika ny cyclone nandende izay.  Singaniko manokana ity lahatsoratra mahaliana be nosoratan'i Marie Sophie  mampifandray ny fitomboan'ny hafanan'ny planeta tany sy ny hery sy tanjaky ny cyclone ity(tohiny)


Ny Fitiavako Azy16

 

(Mba alefaso kely ilay hira hoe "what a wonderful world" rehefa eo ampamakiana ianao Wink). 

Tadiom-pitiavana... 

 (tohiny)


«Mialoha   1 2 3 ... 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 16 ... 18 19 20  Manaraka»

Copyright © 2005 Fialam-boly - Atolotry ny Blaogy.com
Imhotep theme designed by Chris Lin
XHTML | CSS | RSS