Billionaire Wannabe8
Nampidirin'i simplex :
14:45. Sokajy:
awesome
Iza avy no te ho mpanefoefo o?
Atsangano ny tanana haingana 
Monday 18 August 2008
Iza avy no te ho mpanefoefo o?
Atsangano ny tanana haingana 
Nalaza be mintsiny tato ho ato ny fizarana billeta sy ny BOMBs
, Izay nanehoan'ny ol mpanaraka ny aterineto ny fankamamiany ny blaogy gasy. Arabaina daholo izay voafidy tao, tsara fa tohizo. Anisan'ny tanjona t@ ity fifaninana ity moa dia ny hamporisihana ny mpiblaogy @ sehatra mifanandrify azy. Toy ny karazana fanomezam-boninahitra ireo mendrika indrindra izany izy ity, awards eeee, sexy be le izy @ teny anglisy
mba otran'ireny Festival des Cannes na hoe Hollywood Film Festival ireny zany.
simp miala voly...
Copyright © 2005 Fialam-boly - Atolotry ny Blaogy.com
Imhotep theme designed by Chris Lin
XHTML | CSS | RSS