Resa-Poza... orana ;-)
Nareo ve tsy mahatsapa hoe misy olona manao aferafera maizina ato? aiza ve ranga ka misy olona mamorona tagy tsy fantam-piaviana tampotampoka eo. Mila manao demande officielle any @ sekretera anie e. Ny sasany moa efa lazaina hoe mba avelao ho depressif kely aho fa tiako ny tanindrazako ka eee. Na hiala aina eto aza dia tsy mba omena zo hoan'ny fara-hafatry ny maty mintsy. Ny God-father-n'ny tagy moa dia tsy omena tsiny fa miasa any @ maloka, tsy hita izay niantombohany fa efa eny @ tarehinao ny totondry tagy vao saina tonga. Ny sasany dia hita mazava hoe kolikoly, na tagy iray aza tsy nataony kanefa dia tsy tahotra tsy henatra mitagy ny vahoaka tsy manan-tsiny. Mazava ny didi-jadona. Tsy manaiky aho raha tsy misy transition eto. Greve generale manomboka rampitso. (tohiny)