Vohikala 101...24
Nampidirin'i simplex :
23:57. Sokajy:
iozifol
... mety ilaina indrindra.
Monday 18 August 2008
Nandamina sy nanadio ny boaty imailaka aho androany ary nahita an'itony imailaka nampitaina (forwarded) itony. Efa elaela ihany no nahazoako azy ity, ka nampitsiky ahy finaritra, mba ampitaiko aminareo. Mba ahoana rehefa matematisianina no mitory fitiavana?
simp miala voly...
Copyright © 2005 Fialam-boly - Atolotry ny Blaogy.com
Imhotep theme designed by Chris Lin
XHTML | CSS | RSS