Soooooo Screwed Yet?
Mbola tsy nisy fotoana naha-tena "hopeless" ny firenentsika toy izao angamba raha ny fahitako azy. Eny e, mbola tsy teraka aho na hoe mbola kely t@ izany hoe krizy tsisy in in azo vidiana/ampiasaina izany teto, tany @ taona 80 tany hono, tsy mikaonty. Fa izao ora izao no azo lazaina fa tsisy olona azo antenaina intsony hanavotra antsika. Iza no mba hianteherana, asa aleo fitinina kely aloha hoe hazava tsara: (tohiny)