Friday 05 December 2008

O O O O ry Sarah... Saraaaah!!!10

 

Efa manakaiky moa ny ora farany @ ity fifidianana an'ny Be kintana ity ka mba hiteny kely aho, haneho ny alaheloko.  Tsy izany manko fa izao vao tena tsapako ny antony hitiavan'i rajiosy an'i Obama. Tsy inona izany fa ny fanohanana ny vehivavy @ fitovian-jo @ lehilahy sy ny hoe fanomezana fahefana (woman empowerment)   azy ireo. Ekeko tanteraka.

 (tohiny)


Bretton Woods14

 

Vao niainga aloha ra-Wolfowitz dia hoe olombelo-tsy akoho sy olombelo akoho, to be or not to be...

Nanara dia @ zay ra-Strauss-Khan vao kopy ny pokona. Hay izay no tena tanjona goavana ao @ ireto toeram-pamonjena ireto...

Miangavy anao ry feminista hanome fanazavana fanampiny. Mamy ny miaina sa manakaiky ny fara andro? Tsy misy resa-bola izany fa fahasoavan'A/tra, love is business...

Dia hoe hikarakara fikaonandoha ony raZaorza sy raSarikao @ ity olana nationaly ity. Asa fanatsarana ny tanjona ho "olona telo" mintsy angamba no tetikasa hitodiana...

Izay tsy nitia taminareo, no aoka hitoraka azy ireo... Zoellick o, mihetsiketsika enao baina a!

Tanindrazana, Tolo- piavotana, Fahafahana... moa ka tsy izany va?


«Mialoha   1 2 3 4 5 6 7 8 9  Manaraka»

Copyright © 2005 Fialam-boly - Atolotry ny Blaogy.com
Imhotep theme designed by Chris Lin
XHTML | CSS | RSS