Friday 05 December 2008

Crazy in Love17

 

Indraindray rehefa misy antony lehibe  (hoan'ny lehilahy hi-propose) na antony lehikely (hoan'ny vevavy mila voatsihary ) dia mitranga ny fanotaniana hoe maninona no tinao aho?, pourkoi tu m'aimes?, why do you love me? saro-baliana tokoa izy io, kanefa rehefa ilay F no eo anoloanao dia toy tsy misy izany rehetra izany fa mivoaka hoazy ny any ampo.

 (tohiny)


Urban Terror14

 

Araka ny efa fantatsika moa (jereo gazety sy  Maharesaka.VETO ) dia tena mirongatra tokoa ny vono olona sy  fandrobana teto @ tanana tato ho ato.

 (tohiny)


«Mialoha   1 2 3 4 5 6 7 8 9  Manaraka»

Copyright © 2005 Fialam-boly - Atolotry ny Blaogy.com
Imhotep theme designed by Chris Lin
XHTML | CSS | RSS