Thursday 14 August 2008

Kanto, Teny Malagasy13

 

Efa tsy hizoviana amintsika intsony angamba ny  hetsika aza ampijaliana ny tenintsika. Betsaka tokoa ny lahatsoratra fandraisana anjara, hampa-sambatra, hanandratana ilay tenintsika. Araka ny tenin'i lapino moa dia karazan-desona sy torolalana mba tsy hanaovana hadisoana be loatra intsony @ fanoratana teny malagasy no niezahana avoaka bolongana. Ny mahafinaritra eo @ teny malagasy indray no entina eto anio. Mba hamporisihana antsika Malagasy hoe hay mba kanto ihany ange ity tenintsika ity ry ireto e. 

 (tohiny)


Hetsika Anti-Cyclonique7

 

Somary nalaza ny resaka cyclone  tao aorinan'ny nandalovan'i Ivan teo @ firenentsika iny. Betsaka tokoa izay lahatsoratra mikasika ny cyclone nandende izay.  Singaniko manokana ity lahatsoratra mahaliana be nosoratan'i Marie Sophie  mampifandray ny fitomboan'ny hafanan'ny planeta tany sy ny hery sy tanjaky ny cyclone ity(tohiny)


1 2 3  Manaraka»

Copyright © 2005 Fialam-boly - Atolotry ny Blaogy.com
Imhotep theme designed by Chris Lin
XHTML | CSS | RSS