Friday 05 December 2008

Hetsika Anti-Cyclonique7

 

Somary nalaza ny resaka cyclone  tao aorinan'ny nandalovan'i Ivan teo @ firenentsika iny. Betsaka tokoa izay lahatsoratra mikasika ny cyclone nandende izay.  Singaniko manokana ity lahatsoratra mahaliana be nosoratan'i Marie Sophie  mampifandray ny fitomboan'ny hafanan'ny planeta tany sy ny hery sy tanjaky ny cyclone ity(tohiny)


Kenya Vs Dago, Aia Ty Hombana6

 

Asa ianareo  fa mampatsiahy ahy be ny krizy 2002 tany amintsika ity gidragidra mitranga any Kenya ity. Ingahy Odinga moa izany no milalao ny toeran'i Ra8 t@ zany fotoana izany ary i Kibaki no manao Deba. Tena misy hitovizana be mintsy ny tantaran-tsika sy ry zareo kenyanina ary resa-dresaka ambanin'ny tany sy siosion-dresaka momba ny tena ao ambadik'ilay gidragidra,   izay mifandraika amintsika no holazaiko eto.

 (tohiny)


Copyright © 2005 Fialam-boly - Atolotry ny Blaogy.com
Imhotep theme designed by Chris Lin
XHTML | CSS | RSS