Now We Are Free
Nampidirin'i simplex :9 Novambra 2007
Hevitra (5) ¦
Verindrohy (trackback) (0) ¦
Rediredy
The Gladiator Soundtrack:

Anol shalom
Anol sheh lay konnud de ne um {shaddai}
Flavum
Nom de leesh
Ham de nam um das
La um de
Flavne…
We de ze zu bu
We de sooo a ru
Un va-a pesh a lay
Un vi-I bee
Un da la pech ni sa
(Aaahh)
Un di-I lay na day
Un ma la pech a nay
Mee di nu ku
(Fast tempo, 4 times)
La la da pa da le na da na
Ve va da pa da le na la dumda
Anol shalom
Anol sheh ley kon-nud de ne um.
Flavum.
Flavum.
M-ai shondol-lee
Flavu… {Live on…}
Lof flesh lay
Nof ne
Nom de lis
Ham de num um dass
La um de
Flavne…
Flay
Shom de nomm
Ma-lun des
Dwondi.
Dwwoondi
Alas sharum du koos
Shaley koot-tum.
Teny tsy fantatra izy io ary ny siosion-dresaka dia hoe nosorotan'i Lisa Gerrard, @ fomba fiteniny hiresahany t@ A/tra hatr@ fahazazany. Tsara tokoa ilay hira e, mampalahelo ra miheritreritra ilay horonan-tsary, kanefa koa mampientanentana hafahafa izany. Izany hoe nahavita zavatra tsara sy kanto izy avy @ teny tsy fantatra. Moa tsy olon'afaka tokoa va ny toa azy?
Ankafizo,
Ilay "Shalom" ihany no tena hebreo fa ny ambiny karazandrazana fanakambanana feo sy teny fotsiny
Jereo eto sy eto, ary eto.
ps: mbola marary kibo ihany ilay anti-spam ka miala tsiny ra tsy tonga dia tafiditra ny hevitra nampidirina oooo :)
Azo lazaina hoe teniteny foana ve izany ? :-p
Nidinan'ny Fanahy Masina ny blaogin'i Simp ! hi hi hi
hihihi
nilatsahan'ny fanahy masina marina e, miteny @ teny tsy fantatra... saingy hoe le tao @ baiboly t@ pentekoty, teny tsy fantatr'ilay mpiteny fotsiny ilay izy fa nisy olona niteny azy ary nahafantatra hoe toa miteny ny teninay ireto :)
Siora aloha fa fanahy no nahatonga an'io e. Fanahy inona re e ? Fanahy Masin'ny extra terrestre :-P
ps: zay vao mande le rohy hijerena an'ilay izy, nisy fahadisoana kely teo. Taper-na tao @ GooGle no haingana kokoa hihihi... ankafizo eee