2008, Two Thousand and Cake
Nampidirin'i simplex :1 Janoary 2008
Hevitra (6) ¦
Verindrohy (trackback) (0) ¦
iozifol
Tratry ny taona eeeeeeeee
Faly miarahaba antsika mpiblaogy rehetra tratry ny taona eee. Ity misy firariantsoa voaraiko ary tena nahafinaritra ahy, ka mba ampitaiko amitsika rehetra:
| " Ho ampoky ny soa sy ny sambatra isika rehetra @ ito taona vaovao ito ka samy hahazo izay tadiavina sy hahefa izay hatao. " |
ay,
naika adinoko ny nanazava an'le tenin'ny tanora:
- 2006: two thousand and fix, manamboatra, manarina ny tsy nety t@ taon-dasa.
- 2007: two thousand and heaven, paradisa ity, izay no fanatenana.
- 2008: two thousand and cake, manjamanja ary matsiro toy ny mofo mamy.
Mirary soa eeeeeeeeee 
dia ho mamy tokoa ry simp !
Bonnané e !!!
Soa ihany fa tsy and hate e! Miarahaba anao nahatratra ny taona izany e
Dia samy hahatratra ny two thousand and shine daholo indray e !
Za tsy hanao tratran'ny taona an'lah, hi hi hi.
two faozand and cake ... mety ho atao tanjona izany ny fitiavana gateau amin'ity :-P
bonane e!
mamy loatra ilay gatô kanoa :(
mirary soa sy fahombiazana @ilay taona vaovao.
May all your dreams come true ;)
misaotra antsika isika eee
ho mamy be foana eto @ blaogy,