Friday 05 December 2008

Roa no ho Iray

 

Tagy-Tagy, The Return
gidragidra, Visa A
Tsy misy vidim-pidirana

Ankafaliana lehibe no hihaonana amintsika  mpitoraka sy mpamaky, namana aman-tsakaiza rehetra @ ity spaoro nationaly eto @ blaogasyfera ity. Eto @ dingana faharoa moa izany dia mihasarotra ny lalao, misy sokajy roa be zao. Tsy hatao lava ngamba ny resaka fa tonga dia avoaka doly ny sekre. Tsisy ajanona tsony @ ity  fa izy rehetra, tout tout tout.

Tagy 1

otran'ny lesona vazah misy kaody, TAG1001: Tsiambaratelo Avoaka Gaboraraka Module 1.


Tagy 2, TAG1002: Tara amin' iza ao @ lost?

Anna Lucia t@ saison 2. Somary garcon manque, no miendrika latino, oh la la yes CoolCool


Ireo voatagy: jereo eto.

Amen

 

 


Hevitra

  1. 0ikalamako 03/19,2008 | 00:21

    hihihi
    mba raim kosa elah izany an ! Angamba amin'ilay pejy "orila noti fondi" fa misy erora foana dia mi-ril be ny tagy gaboraraka.
    Ilay momba ny tiana aloha efa nampoizina e,
    Meci eee !



  2. 1ikalamako 03/19,2008 | 00:22

    ary page not clickable ilay lisitry ny hotagevana ?



  3. 2jogany 03/19,2008 | 05:04

    RNS tokony misy épreuve TAG tonga dé be participants be sady misy ny marathonienne, sprint, longueur, largeur..
    tsy Kate zany, Kate koa makaleo be...



  4. 3news2dago 03/19,2008 | 08:24

    ok lesy a!



  5. 4DadaRabe 03/19,2008 | 11:36

    Tsy hitako ilay fianakavianasy ny namana

    Somary gaga aho tamin'ilay tantaram-pitiavana fa toa nantsoina ialahy ilay izy no farany :-) tsy azoko tsara. angamba beks ?

    Cool é



  6. 5simp 03/19,2008 | 13:10

    Tsy mapme le blagy ra vao mila azavaina ry zala a :)

    ikalamako,
    manjary devoir be le izy dia aleo izay mazoto no manao azy ngamba fa tsy hotendrena tsony e.

    Zany hoe ra misy te hanao dia mba hilazao ah, fa tagevako ;-)

    Bogany,
    Kate no antsoina hoe "plain girl"... kinda stubborn... great ass though :-P

    news2dago,
    tonga d miainga ela ra te hitagy an ;-)

    DdRb,
    ka na ialahy na ndriko ve moa dia mampiova in @ ilay tiana e ;-)



  7. 6maintikely 03/19,2008 | 13:38

    hahaha
    hafa koa ilay not found an!
    tsy ratsy :-P



  8. 7ikalamako 03/19,2008 | 13:40

    zay no maha-kambana miral azy...
    Atsy amin'i lap "tsy misy tsy misy tsy misy, ato @ simp not found not found.



  9. 8lap 03/19,2008 | 14:20

    Misy hahay teny espaniola ihany amin'ny faran'ny taona kle! Nampian'i A.Lucia indray ity i Alicia :-D

    ikalamako, ilay tag mihitsy nge no diso adiresy e :-P



  10. 9tsikisariaka 03/19,2008 | 15:07

    oups



  11. 10pissoa 03/19,2008 | 15:54

    comment not found :-P



  12. 11simp 03/19,2008 | 21:27

    @ herintaona ndray eee



  13. 12ikalamako 03/19,2008 | 22:17

    sansa not found :-D



  14. 13pissoa 03/19,2008 | 22:35

    ikalamako : hi hi - ka hifaninana amin'ny bitso koa ve moa amin'ny hazakazaka lolol



  15. 14simp 03/19,2008 | 23:03

    ka saika mba hanao otran'le sokatra nitsako bitso kanou 8)

    eny e, soa fa nisy an'i Alicia sy A.lucia :P




Hametraka hevitra

Hampiditra hevitra









 authimage

Copyright © 2005 Fialam-boly - Atolotry ny Blaogy.com
Imhotep theme designed by Chris Lin
XHTML | CSS | RSS