Friday 05 December 2008

Anatomy Scramble


Ame sensible s'abstenir.
Ikalamako s'abstenir Cool
Ity vao tena film visa A, Orera. 

Rahampitso moa no Zoma masina. "Good Friday" ozy ny voanjo. Misy ironie be moa le izy satria resaka an'le famatsihana an'i Jesoa no tena kozy nefa good ozy ka asa. Good ho antsika olom-belona navotany ngamba no tiana ambara.

Ny tiako hahatongavana anefa dia hoe tokony ho Bad Thursday zany androany? Ny alakamisiko moa matetika ratsy e. Ka mba hahatsara be ny rampitso dia somary omeko zavatra hampangoritsina kely anareo ianareo.

Fampitandremana farany: pissoa, pitou, lalasoa, maintikely, joan, ikalakely, tsiks,... izay fanaka malemy rehetra e,  s'abstenir.  Tongue out

NiGoogle momba an'i Naomi Campbell ah ka sendra an'ity resaka Anatomy Scramble ity. Karazana fifaninana/lalao izay hanakorotanana ny faritra @ vatan'olombelona (na biby) ary hanomezana sary na karazana espece "mampatahotra" vaovao.

Ery ambanimbany ery, misy rohy miditra @ pejy maromaro @ ilay jereo eto  voalohany sy faharoa ireo ka araho any ho an'izay mazoto. Mahalasa eritreritra ihany hoe ra misy errera genetika na mutations na tsy haiko ze katastrofy nokleary sanatria mitranga...toa possible ho impossible Innocent

Ahoana tokony vonoina ve ra misy "olom-belona" teraka otran'reny? Aza hitako ka aza mahita ahy. Tena Markriko kosa ny sasany kle.  Olombelona ihany ve no fiantsona azy ra misy sombitsombiny otran'reny.  Tany Inde nisy zazakely nisy endrika anaki-2, ary dia no-venerer-n'ny olona ohatry ny hoe fahasoavan'A/tra indray le izy. Aleo aloha tsy hiteny betsaka sao dia miteraka otran'ireny indray andro any kle. Smile
 Afaka mampiditra sary izay manana inspiration an.Laughing

Tsy mahita sary tsara mba hahitan'ze, maditra namaky teto, torimaso ah ka dia  firarian-tsoa hanao fety sambatra hoantsika tsirairay no hamaranana azy. Bonne fety doly eee. Mampamangy any @ Alicia any ze mahita azy. 

manaova fety sambatra  

 

cheers,
 -simp 


Hevitra

  1. 0pissoa 03/20,2008 | 23:07

    hi hi - mbola tsy voavaky fa araky ny ataon'lah hoe tsy azo vakaina vao maika vakiana ! and hey !!! on n'est pas si malemy ke ca man !!! (hitantsika eo ny comm's-ko manaraka fa aleo aloha hamaky amizay lolol)



  2. 1pitou 03/20,2008 | 23:29

    vo maika zah curieuse be :b

    maika b zah nijery le "jereo eto" kaiiiiiiiiiiii grrrrrrr ,
    tahak'izay ihany radem vo nijery fa hampanonofy ratsy anah @ alina fotsiny :)



  3. 2pitou 03/20,2008 | 23:32

    oops, adino

    manaova fety milay b d mazotoa mihinana atody de paka :)



  4. 3ikalamako 03/21,2008 | 00:29

    ikalamako dia misaotra an'i simp nampiomana fa dia namboatra saina tsara aho vao nijery (nataoko dia nisy torture-na saka nataon'i Naomi ka efa vonona hiantso ny animaliste aho !).
    Tsy rariny fotsiny fa efa ho paka hanaovana fety ve vao mahazo zavatra mampanofy ratsy.
    Merci dia zoaiezy paka lesy e !



  5. 4DadaRabe 03/21,2008 | 02:15

    Mampihorohoro vahoaka koa ianao Ra-Simp à ! :-)

    Raha sary taloha itony (t@ mbola tsisy ordinatera) dia nolazain-dry zalahy fa tena izy. Asa fotsiny angamba !



  6. 5DotMG 03/21,2008 | 06:34

    Mandehana mankany @ morgue ao amin'ny maternité ao Befelatanana raha hijery orera tena izy fa misy ao. Zaza sampona vao teraka, ary mihamaro mihitsy noho ny fanafody hanin'ny reny mitoe-jaza hanaovana IVG angamba...

    PS. Alicia iza, Silverstone sa Keys, sa ... My Alicia?



  7. 6jogany 03/21,2008 | 08:39

    ie any Befelatanana misy grv be mihitsiny, tantarainy mamanay hoe misy zaza zay feno maso hono ny tenany....weird....weird...
    Simp>vao nahita hoe Scramble aho dia tonga dé tato @ comments....mifezaka lé sipa!!! hotrany Pissoa, r2 lundi zany vao hijery rehefa vita fety sambatra coky chocolat sns....
    ouf...

    Joyeux Pâcques!!



  8. 7news2dago 03/21,2008 | 09:54

    sary amboarina kosa ireo e!



  9. 8pissoa 03/21,2008 | 13:00

    asa tokoa ry news2dago !

    Hi hi - nojereko daholo ry simp fa hay tsy mampatahotra akory ! (bon - izaho zany tia film orera e ).

    Fa raha hita maso angamba mety mikikiaka ihany aloha lolol.



  10. 9simp 03/21,2008 | 18:26

    joyeuse pacques doly e :-*



  11. 10Tokinao 03/21,2008 | 20:49

    mahita zavatra koa ra-simp ka :-) hihihi

    tratran'ny paka dôly e



  12. 11maintikely 03/21,2008 | 21:46

    tsy mampatahoatra nefany :-P

    Fa miasa mitsy photoshop angamba t@ireo an! :D



  13. 12lap 03/21,2008 | 23:42

    Danz ihany nge lesy ny nahazo an'i Chantal Sebire le nangataka hatao euthanasie e. Sanatria sanatria ohatra ny natao photoshop ny tarehiny.



  14. 13Rajiosy 03/22,2008 | 21:27

    raha vao misy kidaladala any ho any dia ra-simple foana no lohalaharana !
    taloha ny midi no mpanao lohateny tahaka ireny : ilay akoholahy manana tongotra 4 ! ilay soavaly manatody ! ilay kalanoro azo tao anaty harato ! ets ets



  15. 14simp 03/23,2008 | 20:11

    dotmg,
    sao d tokony mandalondalo any matetika ela...
    @ zay mahazo scoop foana manko ;-)

    lap,
    efa naika nanaovako lahatsoratra teto mintsy iny Chantal Sebire iny fa zany hoe tsy natao ndray noho antony tsy haiko... :)
    Efa maty moa izy fa ny naika ho koziako dia hoe tena nilaina marina ve le euthanasie satria izy mbola afaka mihetsika. Ra tena te ho faty izy tsy afaka niangavy ol 1 ve nitatana azy ho eny @ tapon'ny building anakiray dia izy ihany no misoty avy eo na otr'zany...

    rajiosy,
    ao @ gazetiko ndray zao no misy an'reny ee :)

    ps: ity lahatsoratra ity dia fanandramana natao ahitana hoe in no ataon'ny ol rehefa lazaina hoe izao atao.

    conclusion: tsy mba mihaino ze lazaina mintsy ny vevavy, mafiloha :b:b:b

    tratry ny paka doly aloha ee :)



  16. 15Rajiosy 03/25,2008 | 20:04

    "tsy mba mihaino ze lazaina mintsy ny vevavy, mafiloha " tifiriko vagina mônôlôgy eo ilay karilahy ity !



  17. 16simp 03/26,2008 | 16:04

    aza asiana an'le monology dia efa milay eee
    hahaha



  18. 17lap 03/28,2008 | 02:32

    Kay moa ato mbola misy tokony valiako koa :-)

    Ny nahafaty azy iny aza ange, ahiako sao dia vokatr'ilay olana ara-politika ihany e. Aleo aho tsy hiteniteny foana anefa fa ny ahiahy tsy ihavanana. Ny rapport-n'ny autopsie moa mbola tsy hita taratra amin'ny gazety hatramin'izao.

    Fa raha ny fahitako azy koa, toa moramora kokoa ho azy ihany, raha tena izay no notadiaviny, ny nandeha tany Hollande ohatra, toy izay nanakotaba be ohatra an'iny. Mety misy tanjona hafa tiany notratrarina niaraka tamin'iny koa angamba.

    Sinon, araka ny kozin'la, misy au choix tsara mihitsy, methode Mike Brant na methode CloClo koa efikasy. Smoke 'n fly faramparany sa ambiansy elektrika.



  19. 18jogany 03/29,2008 | 06:36

    za mbola tsy nijery hatramizao
    lol



  20. 19simp 03/29,2008 | 23:40

    lap,
    za manokana aleoko ambiansy electrika...
    ... testamenta-ko io ra sendra tsy afaka miteny tsony ah ndray andro any. Tadidio tsara :)

    jogany,
    la verite si je ments...
    got ya
    :-P




Hametraka hevitra

Hampiditra hevitra









 authimage

Copyright © 2005 Fialam-boly - Atolotry ny Blaogy.com
Imhotep theme designed by Chris Lin
XHTML | CSS | RSS