Vohikala 101...
Nampidirin'i simplex :31 Martsa 2008
Hevitra (24) ¦
Verindrohy (trackback) (0) ¦
iozifol
... mety ilaina indrindra.
Alohan'ny hampitomboako ny hasambaran'ilay tenintsika aloha dia aleo asiana resaka fifandraisana eto @ aterineto e. Naika hataoko tao @ ifg ity fa otran'ny mahasoa/liana ny malagasy rehetra dia aleo atao eto ihany.
Maro dia maro tokoa moa ny "information" (in ny dikan'io @ teny gasy?) miparitaka eran'ny aterineto ao anatin'ny vohikala aman'hetsiny. Nanome lisitra ana-vohikala 101 (gabone
) mety ilaina indrindra, hanamorana ny fianantsika ny telegraph omaly: jereo eto.
Mba jereo fa misy zavatra mahaliana bedabe, mety tsy fantatsika ao. Ny voalohany ao aloha dia mazava ho azy fa ingahy GooGle. Faharoa, Anonymouse, hoantsika te hanao xxx ka tsy te ho tratran'i sefo ra mampindrana login... bedabe, ny videojug an'i kala pissoa laharana faha 27, useless! Ny wikipedia sy ny about.com moa dia any @ faha 43 sy 48 no misy azy. Tsy dia tena matihanina loatra moa ny voasoratra @ izy ireny angaha... Facebook sy wordpress, 75 sy 76 gidany ooooo, aza kivy eee
![]()
Gazety anglisy moa ny telegraph ka mety hoe mifantoka bebe kokoa @ anglisy sy skaotisy, izay somary "conservative" sy "haut standing" ny fandaharany azy... Mba lasa ihany ny saiko hoe raha manao lisitra hoan'ny malagasy ihany koa isika. Mety ho laharana faha firy ny serasera sy ny blaogy?? ![]()
Vazivazy irain-dalana fa entanina sy iangaviana isika mba hiteny na dia hoe site iray fijerin-tsika matetika, gasy ra azo atao. Compiler-na eto ihany izy rehefa vita... Misaotra Indrindra.
vao haingana aho no naheno an'io anonymouse io fa mbola tsy nandramako.
Vao nijery indray aho teo, dia nanandrana yahoo tamin'ilay izy. Dia efa hafahafa aloha ny fisehony. Noklikeko ilay yahoo mail, tonga dia error menamena no nipoitra.
----> baombina ilay lisitra :D
fampahalalana no dika ofisialin'ny hoe information.
(101 lol) ahhh i so love this post, here we goo :
1)twitter forever
2)Flickr for the nights
3)Youtube (hors-sujet ve)
4)RVG (qui l'eût cru,? ikalamako ihany nahatonga an'io)
5)del.i.cious of course
6)expedia bc I dont' travel that much and they're reliable!
7)craiglist because craiglist
8)yousendit for big big files
9)LifeHacker
10)any torrent feeder...man....we must survive
11)Last.fm
12)evene for (cheap) quotes
13)kiva, globalgive, etc.
14)technorati bc wikipedia is not the only smart guy around
15)GVO yes GVO
16)Perez Hilton, PopSugar, JustJared (lol)
17)NYTimes
18)and finally anything that teach me how to css, photoshop, architecture, raise fund, write proposals, water my plants, dress to kill, get fit...
we share we share we share
(101 lol) ahhh i so love this post, here we goo :
1)twitter forever
2)Flickr for the nights
3)Youtube (hors-sujet ve)
4)RVG (qui l'eût cru,? ikalamako ihany nahatonga an'io)
5)del.i.cious of course
6)expedia bc I dont' travel that much and they're reliable!
7)craiglist because craiglist
8)yousendit for big big files
9)LifeHacker
10)any torrent feeder...man....we must survive
11)Last.fm
12)evene for (cheap) quotes
13)kiva, globalgive, etc.
14)technorati bc wikipedia is not the only smart guy around
15)GVO yes GVO
16)Perez Hilton, PopSugar, JustJared (lol)
17)NYTimes
18)and finally anything that teach me how to css, photoshop, architecture, raise fund, write proposals, water my plants, dress to kill, get fit...
we share we share we share
101 = turc hono. Nefa madagasikara koa mampiasa :-)
ho an'ny anglisy sy skaotisy tokoa angaha fa tsy dia tsara fantina loatra ny fahitako azy.
Ao amin'ny vohikalan'ny telomiova.org , hisokatra version alpha atsy ho atsy, misy annuaire-na rohy atsangana. Asa raha mety azo atambatra ao.
Ny rohy pratika koa manko tena miankina be amin'ny feeling an'ilay olona sy ny tontolo iainany. Raha ny ao amin'ny tanàna toa mbola tsy misy vohikala annuaire ohatra (efa nisy hitako fa tsy nandeha le izy tam'zay), na mappy sns. Ny fijerena vaovao, maka ny RSS avy amin'ireo gazety sy ny blaogy sasantsasany no ataoko (reader.google.com). Ny online apps mbola google docs ihany, sns. Ny social network eto ihany, fbc, ... Ny kevinland ao amin'ny skyrock. sns ...
le anonymouse io leisy otra'ny boff be ah - donc boff koa le listra amiko hi hi. Raha tsy zany voaloha ny videojug ha ha ha.
Ireto ny takelaka malagasy vangiako matetika :
serasera sy izay blaogy (of course ... lol)
katolika.org
haisoratra.org
infogasy.net
firaketana.org
ito tsy gasy fa isan'ny vangiako matetika koa !
karazan-gazety (in-1 mandeha isaky ny mazoto ... ny blaogy aza tsy araka koa lol)
fizahan-takelaky lanto sy seheno (http://www.mylinea.com/masombahiny/) !
misa.mg (taloha - izao toa tsy azo hidirana ao kle pffff)
tsy tadidy ny hafa e lol.
sitl,
ra vao site compliquee dia tsy mety ngambany fa tsy haiko tsara... ity koms ity zao nataoko avy ao :)
dotmg,
oki oki
jogany,
Do u c double?
fa in kay ilay del.i.cious e? hitako foana io fa tsy haiko mihintsy hoe atao in? thanx
ikalamako,
in a?
ary lasa sarotra be mintsy ny malagasindriko an. Serieux ee! :)
lap,
ok alefa ao @ telomiova izany.
Zany hoe ny ao @ tanana miandry an'le boom entin'ny aterineto avo tosaka, ny mety hoe toetoetra (comportements/tendance) an'ny olona e. Mety hoe annuaire blaogy mahaliana, gazety, site rencontre, fianarana (telomiova ohatra), tolotra: asa, varotra,..., fialam-boly, forums,... zany hoe mbola koltora vao hisondrotra eo @ Malagasy ny fampiasana aterineto @ retraretra.
pissoa,
misaotra eee.
Milay be le rakibolana :)
Ny serasera koa manana ny takelaka.org hoan'ny annuaire vohikala.
Misaotra pissoa fa androany mihitsy aho izao vao nahita io haisoratra.org io!
Ireto sites ireto dia tsidihiko indray mandeha isam-bolana eo ho eo, raha misy:
1/ www.sobika.com: ijereko annonces gasy immobilières hanarahako ny vidin-tany sy trano any Madagasikara
2/ www.moov.mg: hamakiako ny olan'ny olona rehefa somary tototry ny olako koa aho na rehefa mba te-hanala hamohamo fotsiny
3/ www.serasera.org: anaovako chat amin'izay sendra ao rehefa mba manina ny any an-tanàna
4/ www.lexpressmada.com: ijereko taux de change fotsiny, kamo be aho ilay hamadika ny couronne suédoise ho euro vao ariary
5/ www.madagascar-diplomatie.net: ijereko izay mba bourses actuelles any Madagasikara
6/ www.klipgasy.org: ihainoana ireo mpihira malagasy tsy tontan’ny ela sy ireo tsy mbola fantatro mihitsy
7/ blaogy.com (jereko isan’andro): ijereko ny rediredin-tsoratsika blaogista
simp : elah ihany no manomboka hoe 10i (gabone :-) ) dia izaho nanohy hoe turc hono izy io - i.e gabone turc no fiantso ny 101 - nefa hoy aho ny Malagasy koa mampiasa gabone turc 101.
Dia aiza ny teny gasiko mihasarotra amin'izany fa elah marina koh !
misaotra eeeee
tena ahalalana zavatra betsaka.
lalasoa,
hay ve misy resaka bourses zany koa ny siten'ny MAE... hevitry ny maro ahitan-javatra marina ity.
Toky,
ary kay ela tena olon'A/tra be an :)
tena naika adino le jejoo ra tsisy an'la. ok ok
ikalamako,
hay ve eee
za nge tsy nahalala hoe gabone turc no filaza an'io e. Haiko fotsiny hoe gabone gasy izany le misy tongotra sy lavaka... zavatra 1 haiko koa izay, hihi :)
de.li.cious hoan'ireny olona mi-surf lotra ireny dia rehefa mahita page milay dia atao hoe "deliciousssssss"...juste hoe historique des pages visitées , dia rehefa sympa ianao (genre moi) dia am-pita eo @ blog ilay izy.
Haisoratra rules !!
simp > Mpanota be matevin-koditra raToky 'ka :-).
jogany,
ah okay misaotra eee
sympa zany ve tsy otran'ny miantso anah kle, simp aaaaaa 8)
Toky,
zany an!
lol sympaaaa sa sefo oui sefo ? tenenino ny tena izy!?
manin a?
tsy maheno mintsy a
misy interference eto @ aterineto
...
betsaka izany vaovao hitako eto izany. Andraso jerena daholo
Ny ahy aloha ny blaogy rehetra tsy maintsy tsidihako kely daholo , tay b fa tena tsy afa miala mihitsy fa liam-baovao.
Avy eo ry yahoo sy ry google
Avy eo sobika, madagate, madanight
Avy eo aufeminin.com (tsy matetika)
Avy eo moov sy ny filazana manjo
Izay dia andeha hitsidka ireo nolazanareo ireo indray aloha izany!
ikalakely>moi aussi je suis fan de filazana manjo...misenina be
what i wrote here is so wrong....
:)
no worries
we all do