Happy Feet
Ity indray ny dessin animees 3d manja indrindra tao arinan'ilay Ice age 2 e.
Mitondra ny lohateny hoe "Les Petits Pieds du bonheur", nivoaka t@ 2006. Natao hoan'ny ankizy ary indrindra indrindra ny lehibe mpankafy ity taranja ity. Vao in-6 fotsiny no hitako
. Tena kozy fa milay be e, mba jereo kely zay mbola tsy nahita... Linux en Force 
en: Jereo eto
fr: Jereo eto sy eto
Indrindra fa izy dimy mitsam:
Oh la la yesssssssssss
(14) Hametraka hevitra (0) Verindrohy (trackback) Rohy maharitra





raul castrado said:
16/05/2008, at 06:57 [ Valio ]
muchas gracias por la información, mi amigo.
pissoa said:
16/05/2008, at 18:47 [ Valio ]
Ha ha ha - dia hoe in-6 fotsiny !
Ndeha hijery an'io njay zany aloha (rahoviana re e lol) dia hita eo raha miova ny lisitry ny favs. :-P
Tattum said:
16/05/2008, at 19:18 [ Valio ]
moi z'adôre!
simp said:
17/05/2008, at 00:47 [ Valio ]
raul,
no gracias
No hablo español ...
pissoa,
andramo fa ho renao ny tsirony ;-)
Tattum,
yesssssssssssssssss
jogany said:
19/05/2008, at 15:17 [ Valio ]
kaiz kaiz roi decgu (ok here i am bragging about spamming again)
Za zany tena aficionada @ disney numero 1 ka rehefa mijery zavatra hafa dia feno prejuges be (du genre les gens qui croient que purple c girlie girl no offence to Michael Buble Fans...)
ka nefa rehefa misy pingies!!! dia reveko beeeeeeee ! rqavoina tsika no manao projection de DA ao @ chatroon??
simp said:
20/05/2008, at 01:07 [ Valio ]
"abdiquer" serai le terme approprie :-P
sao d hankarary ny fon'ny fans an'i Michael Buble eto fa aleo milamina kle :)
maintikely said:
20/05/2008, at 10:41 [ Valio ]
tsy ratsy aloha ity DA ity e! fa tsy izy kosa no tsara indrindra e
Rajiosy said:
20/05/2008, at 22:30 [ Valio ]
"Linux en Force" an ??? hay ilay pingouins be dia be ? Ubuntu mibotabontana...
simp said:
21/05/2008, at 14:44 [ Valio ]
maintikely,
ountsssssssss
miankina @ tsirairay aloha e...
in ny milay noho io aza e?
rajiosy,
jereo eto ;-)
Ralf said: dessin annimé 3D
23/05/2008, at 14:59 [ Valio ]
Aiza no mety ahitana an'io dessin annimé io ry zalahy fa tena tiako io le. mba omeo spapa e!
simp said:
23/05/2008, at 15:12 [ Valio ]
Ralf,
GooGle: torrent happy feet :)
ngozangoza ihany nefa an...
sitlo said:
23/05/2008, at 16:20 [ Valio ]
Izaho indray ohatra ny tsy dia tia an'ilay izy.
Tsara ilay tantara dia nahafinaritra ilay akamany.
Fa ilay paozin'ilery nony lehibe tsy tiako mihitsy fa lava tenda hafahafa :)
kdaombaramita said: An an an !
01/06/2008, at 20:48 [ Valio ]
Zà ndray vao mijery ilay sary etsy ambony dia mieritreritra hoe : jeu ds 7 erreurs ! comment les distinguer ? tonga dé tsy taitra ! Il manque SIMPLOX !
grafi said: linux en force?
13/06/2008, at 17:04 [ Valio ]
Refa misy pingu zany de tian'lery? le DA Madagscar kou misy pingu