Friday 15 August 2008

Ankamatatra

 

Inona ary izany:

* Ny tanany kone kone
* Ny tongony kone kone
* Ny lohany kone kone

Cool Cool Cool 


Hevitra

  1. 0pissoa 05/25,2008 | 23:55

    Hi hi hi - tapaka ny tsinaiko. Efa ela be tsy naheno an'io lol.



  2. 1Lalasoa 05/26,2008 | 10:32

    Cônes-na kofehy ve?



  3. 2ikalamako 05/26,2008 | 10:45

    sa cone glace ?



  4. 3simp 05/26,2008 | 16:43

    anhan!!!!
    tratra ny zenerasion taloha :)

    sopapa kely: teny gasy io fa tsy frantsay akory, azo vakiana hoe "konehy" fa rapida be fotsiny...



  5. 4pissoa 05/26,2008 | 17:56

    Tratra marina ny zeneration taloha hi hi.

    Ny vatany trano vy be :-P



  6. 5ikalamako 05/26,2008 | 19:08

    tsss dia tena misy fiandrasana amin'ny kihon-dàlana indray eto izany !
    konetaka izany ?



  7. 6simp 05/26,2008 | 23:31

    eeee
    diso e
    teneno hoe afapo :)



  8. 7jogany 05/27,2008 | 02:20

    afapou
    (aleo tonga dia tsorona fa tena OT be foana ny sipa ato...)
    perpetually OT



  9. 8ikalamako 05/27,2008 | 11:00

    kii jogany kosa manimba pasy e ! ny fo efa esoriny sahady...
    ...taneno aza ny valiny e :-P



  10. 9simp 05/27,2008 | 23:51

    Valiny: sokatra :)



  11. 10simp 05/27,2008 | 23:51

    tsy misy fanazavana :-P



  12. 11ikalamako 05/28,2008 | 08:28

    :-P tena efa saika holazaiko mihitsy fa tsy sahy aho sao diso ...:-D



  13. 12jogany 05/29,2008 | 14:25

    man very be ny sipa ato, io dray androany manontolo miasa saina amin io...(productif be zany...)



  14. 13simp 05/31,2008 | 19:08

    ikalamako,
    haha
    za hirara

    jogany,
    relax and be happy!!



  15. 14kdaombaramita 06/19,2008 | 07:51

    Raha ny soutif-ny : 2 cônes dia Rita Mitsouko izany.

    Hi hi hi ! I




Hametraka hevitra

Hampiditra hevitra









 authimage

Copyright © 2005 Fialam-boly - Atolotry ny Blaogy.com
Imhotep theme designed by Chris Lin
XHTML | CSS | RSS