Friday 05 December 2008

Linux is Hot

 

Coup de gueule hoan'i tsaramaso


Tantara indray miseho, mitondra ny lohateny hoe "bone sansa ela ry Tsak" (en, fr) ... 

Starring Jessica Alba,

 

Zoom ra tsy mahita tsara: jereo eto 

Avoay ny zindows ra mahavita  

Amen

ps:
* sary .gif  io ka endraso elaela kely ra tsy mi-load...
* ra mbola misy manana sary penguin sexy any dia iangaviana antanandroa havoaka eto  


Hevitra

  1. 0pissoa 05/31,2008 | 21:46

    Hi hi - hifaninana taimbava amin'ny tsaramaso koa ve e ! tssssss



  2. 1jogany 06/01,2008 | 04:22

    eye-candy à la geek annnnn
    (this movie is bad man...just saying)



  3. 2simp 06/01,2008 | 15:22

    pissoa,
    mba resadresaka happy feet fotsiny ka :)

    jogany,
    everytime I'm looking at it, I close my eyes...



  4. 3kdaombaramita 06/01,2008 | 20:48

    Milay daholo ny films ataon'io sipa io fa tandremo lèts !



  5. 4simp 06/05,2008 | 16:22

    Efa mitandrina mintsy ah ka 8);-)




Hametraka hevitra

Hampiditra hevitra









 authimage

Copyright © 2005 Fialam-boly - Atolotry ny Blaogy.com
Imhotep theme designed by Chris Lin
XHTML | CSS | RSS