Thursday 14 August 2008

Note A Moi Meme

 

"jerem-potsiny toy ny tany nahalavoana"...

Misy ny zavatra "tellement stupid" natao ka dia hiomehezana sisa no hany azo atao.  Tahirizina eto ireo fikafika mahasoa eo @ fiainana. Soratana atao diary, anatra hoan'ny ho avy : 

* [09/07/2008]:  Tsy maintsy atao "off"  ny fatana vao mandeha mivoaka.

* [09/07/2008]:  Tokony manana reserve ana mofo anaovana toast, atody, fish fingers sy bacon foana... au cas ou mi-foireux ny kaly andrahoana.

*  ...

 (atao update au fur et a mesure)

Amen 


Hevitra

  1. 0Lalasoa 07/11,2008 | 09:38

    * aloa ara-potoana ny "facture" sao tapaka ny "connection internet" ka tsy afaka manohy ny lisitra ...



  2. 1pissoa 07/11,2008 | 18:20

    Simp : hi hi hi ! tsy mihomehy loza (nefa mihomehy ihany - zay le gasy e :-P) ... ok, tsy mihomehy loza fa hitako ilay fatana tsy off :-P



  3. 2ikalamako 07/11,2008 | 18:25

    [09/07/2008] : tsy maintsy manana rezerva-n'ireny pay de fera fikoseham-bilany ireny hiatrehana ny fanalana maintim-bilany...



  4. 3Tokinao 07/14,2008 | 16:00

    Rehefa tsy te ho fantatry ny olona atsy @ forum dia atao xxx.

    Hamarinina tsara io alohan'ny anindriana an'ilay bokotra "ALEFASO" hihihi.



  5. 4Rajiosy 07/15,2008 | 22:06

    hidina ny robinet-na gazy fa raha sanatria mipoaka eo ny trano dia any @ sdf no mivovo



  6. 5jogany 08/03,2008 | 17:50

    - tsy tonga dia lalina amin'ny 31 daholo ny volan'ny karama satria mbola mila miala ny hofa trano amin'ny 1er.
    - rehefa mi-flirt amin'ny chat dia tsy enregistrena ny historique fa sao dia tratra
    - rehefa hoe tena vacances du net dia ampirimina ny ordi




Hametraka hevitra

Hampiditra hevitra









 authimage

Copyright © 2005 Fialam-boly - Atolotry ny Blaogy.com
Imhotep theme designed by Chris Lin
XHTML | CSS | RSS