Olive Riley
Nampidirin'i simplex :14 Jolay 2008
Hevitra (11) ¦
Verindrohy (trackback) (0) ¦
Diary
was.
Nodimandry teo @ faha 108 taonany izy. Aussie, antitra indrindra manerana ny tany, nitoraka blaogy: The life of Riley.
Mandria ampiadanana
telegraph: link
bbc: link
cnn: link

handry am-piadanana anie ny fanahiny.
Nahritra izany... dia handry am-piadanana tokoa.
Fa angamba ifanotofana ilay blaogy fa tsy tafiditra mihitsy aho.
ie
za koa efa hatry ny anikeo... neveriko hoe ilay server mintsy no offline :)
mahalasa eritreritra ihany hoe lasa mamaritra ny fiainantsika ihany koa ilay blaogy :)
eritrereto hoe dans 50ans mbola eto ihany... mametsovetso ny t@ 2008 :)
ato misy sombitsombin'ny sorany:
jereo eto
emouvant...
Avoahay le blaogy eeee
Hatramin'izy 108 ans ve mbola nitoraka ihany ?
ntsoooooo. mety efa zavatra hafa @ zany dans 50 ans zany...genre web 1000.0
mampatahotra kely.
misy fetrany ny fiainana ny zanak'olombelona e! mampieritreritra tokoa
Izaho ve raha 108 taona izany hahavita hitoraka blaogy intsony? Mampisaintsaina!
108ans! ela netezana tokoa
dans 50ans izany mety tsy blog tsony no malaza
Lasa ihany izany ilay "hazo amoron-tevana" koa :))