Odd One Out


 

Tsy te ho eo @ toeran'ity boay kely ity ah kle 

 

 

Kambana nanambady kambana ary samy niteraka kambana (sy intrus anakiray ), nafinaritra ahy. Tsy efa manakaiky ny perfection kosa ve izao ozy nareo. Tsy voatsakon'ny Brangelina kosa aloha zao ee, miala tsiny 

Misy fikafika ihany ny fanaovana faux jumeaux toy ny fihinana box sy zavatra avy amina-ronono,  link.  Fa ny vrai jumeaux aloha dia eee, tsy maintsy hoe efa pro, na hoe nahazo coup de main tany @ A/tra vao mahavita eee...

Mazotoa mitsiriritra doly,

Leave a comment


naka souffle kely aho fa nanahy sao efa mihaantitra ka mahita double, tssss.
Komplike ihany kle, rehefa tsy miaraka ireo ve ho tadidy hoe ity moa ilay vadin'itsy ary ity moa ilay zanak'izy mivady kambana iza ? grrrr



Kiiii - tokony savaina ny kibon-dreniny fa sao misy tavela ha ha ha



poor kid on the left
i feel his pain...
(nothing much to add)
(well yes :eddie is waiting for his english post)
(ok)
poor kid



Tena tsy azo vakiana roa ve ny atody dia lasa tena kambana? asa :-)

Fa ilay boay kely iray tokoa dia tena kid poor mihitsy (hozy i jogany... ary hay jogany mahay teny gasy ihany lol)


ikalamako

hery : "jogany miteny gasy" lollllll



Aza atositosika ny ondry botry na izany aza sao mbola hanao kambana!!



nefa tiako be raha za no eo @toeran'io bandy kely io. Satria za tokana fa tsy misy olona mitovy be amiko sy ohatrany hoe za manodidina anĂ .

Fa ny mety mampalahelo fotsiny hoe ireo kambana complice be @ kambana aminy dia izy lasa manena kely. Nefa siora fa ny rad-ny tsy hamela azy mampalahelo kely

hery: mdrrrr
miteny gasy tokoa i jogany



Ary mahay miteny anglisy kay i Hery ! tssssss ha ha ha



ikalamako,
zay no mahamanja azy,
na mifamadika aza tsy koi haha

pissoa,
sao d mba novon'lery tao aza ny kambana aminy t@ izy mbola tany ankibo :-w

jogany,
kid poor
-> that's already a lesson u're teaching eddie
I knew it, as usual, u'll come rigth on time to give help... sharing, caring awesomeness :-P:-P:-P

hery,
miracle mon ami fa tena miteny gasy wazy tao izy :)

Lalasoa,
marina zany eee
fa ra vao tsy manao kambana eo io zany dia voadaka avy hatrany an hahaha
kiddin'

maintikely,
lol
ka ny tena olana zao ra misy manotany lery hoe nankaiza ny jumeau an'la?
-> lanin'ny vitsika :roll:
tsssssssssssssssss

pissoa,
marary ndray ny fon'i Koropokkuru fa analan'ny ol ny twin purple-ny :)
za hirara :b:b:b



Now that's a lucky little boy !
He's the only one who's got enough chance to be "the youngest child in the family"; and unlike all the others, he doesn't have to share that great privilege with a "twin brother".
He ain't no "poor kid". Not at all !



kuala lumpur,
u don't get it, do u?

see,
it's like u're the only white guy in a black convention. How about that?
You would feel outcasted and edged out, wouldn't you?
unless of course, you do something that looks really coool to them, in which case you become the king haha

don't mind about the poor kid thing... we're only making fun of that someone :)


pissoa

Anyway ... what's the big deal about being the youngest little man in the family. Ok well, your shoes are tiny, maybe the tiniest, then what? You grow up and you'd probably be the hugest ...

simp et all : aza mananihany pourpre an ! hi hi hi

ok ok - tsy an-kidaroka a ! mba mahay miteny frantsay ihany kay za :-P



o rankizy a, le vava pour parler ange mba moramora fa tsy hiditra eto intsony i jogany, sao dia ny Lumpur koa no hanihaniana rehefa avy eo :-P
[misy oceane na Bot mi-daka ve eto :-)] sa tonga dia i sefo no hiakatra an-tsehatra ? ;-P



fa hono hoa, le kid poor ve zandrin'ireo lahy kely ve sa zandrin'ireo vavykely ? Lery manko toa blond mangirana koh !



pitin tratra be dray....efa vita ny session 'aza ampijaliana' fa aleo revena amizay oups!
Hery>how do you follow the comments feeds on blaogy.com? im going crazy with them spammers.cocomment doesnt work so......just after you make the !daroka simp and !toast THB to pissoa functions work (lol)
definetly : poor kid!



poor kid
pitin
Lumpur
mananihany pourpre

..... hum, hafahafa be izany teny gasy izany an ! Ireo izao no mba fantatro amin'ilay teny anglisy !!!