n++
Nampidirin'i simplex :2 Aogositra 2008
Hevitra (13) ¦
Verindrohy (trackback) (0) ¦
Diary

Feno roa taona androany i "baby fialam-boly kely"... Faly be mintsiny i tonton simp
dia mirary soa, ho tratry ny taona maro mitsingeringerina (aza adino ny rendez vous afaka 50 taona an
). Hitombo fahendrena, tsy hadiditra otran'ny t@ herin-taona intsony ![]()
Happy birthday ![]()
Tratry ny fety e !
Ary hitako i Tonton simp no nividy kata vaovao milay be hi hi hi.
Milay e :)
tsatsy ny fety le ly tonton simp !!!!
Hozy Mialy io akaikiko io hoe : "ouhhhhh alvin superstarrrrr". Dia *buon compleanno hono ny blog-n'i tonton simp (*bonnanif dikan'io)
arahabaina e
ho jerena tokoa afaka 50taona.
Ilay tompon'i baby fialam-boly ve no tsy haditra intsony sa i baby fialam-boly? :-p
tsy ratsy ilay endrika vaovao :D
Ntsônalé "baby fialamboly" kely é. Bon anniversaire hono hoe hoy i tonton LhlTsRs.
pissoa,
toi nitsikilo t@ izy nisolo akanjo an hummmmmmm :b:b:b
ikalamako,
teneno i Mialy hoe: anhan, t'as bon gout ;-)
maintikely,
ilay mpanoratra ao @ i baby fialam-boly hendry be ka. i baby fialam-boly no mampaditra azy :roll:
tonton LhlTsRs,
mahazo bisou manokana ony ela :)
misaotra antsika rehetra eeee :)
din be zesita be fa bogosy be
mba zaraio gateau kely ny mpitsidika zay mba naharitra teto foana (na inona na inona ny topic mamay tato) alefaso @ gmail na usend it ny amiko :p
hihi
tonga dia mandidia @ io gateau mamy be io ee
mba amelao ny zaza sasany an :)
Vetivety anie zany e! 50 taona izany e! jereo tsara anie e!
mirary soa e
arabaina koa oziz tonton Toky e :).
Inona ny resak'i simplex rehefa afaka 50 taona izany? ny fihintsanan'ny volo, ny fihintsanan'ny nify, ny maso mihamanjavona, sofina dondrona be ... ? :-)
news,
le 10 taona no otran'ny rapida be fa le 50 aloha elaela ihany ee... antsasaka siecle kosa kanou :)
Toky,
misaotra eee
Lalasoa,
mino aho fa mbola hitohy hatr@ zany ny hadalana natao t@ 2008 ka hihi ;-)
sahady "many happy returns of the day" izany e.
ie ny blaogintsika rehetra ee
misaotra less e