United States of Africa
...random thoughts ambiance magique vetsovetso plead for Congo Lucy Kere ah Baba a neo-colonialisme safari v extreme poverty leasing Schgeumland democratie harena mugabe piramids fihavanana enfant soldat tsy hiala ah blood diamond solidarite nationale t cry for Darfur looting raping killing SIDA genocide matiere premiere *jungle* pirates Oil h tiako i afrika hunger conflict d'interet dictature tribal wars efa voasoratra sagesse africaine heroes dunes endemique voajanaharys natural beauty alicianess yes we can mpandresy ce reve bleu i barea aiza ianao pour toujours taranaka voafidy I have a dream, nice dream...
io izy fa aza avela ny taninao
io izy fa... mahereza ee... rotidrotika
--
tagevana:
* lalasoa: mbola velona ve enao? ![]()
* pakysse: mes reverences sir ![]()
* ariniaina: tohizo kely ilay efa voalaza ao @ jogany e ![]()
* sipakv: it's a country, not a continent, I'm sure of that ![]()
* pissoa: there's a rumour that u need to be tagged three or 4 times to get moovin' :b:b
* pitou: tiako tagevana fotsiny hi!hi!hi! ![]()
* you and you and you, izay mamaky eto ka mbola tsy nanao
din original be
lol
mbola tsy vita akoriny dia efa tonga sahady izy... express comms hihi :)
Alicianess ahaha (hilarity!) and I was hoping Kouakou (sp?) would have been mentioned above or any of the African blog post tag thingie lol Damn I miss that magazine ;-) Now I'm waiting for my twin's post yayyy :-)
tsy ratsy :)
tena look afrikanina mihitsy! tsara ka
Milay na tsisy dikany ary e :)) merchiii
dictature menamena b sady voatsipika, soa ihany ny fihavanana fa ngôza b
tiako b
Waaaow ! toujours aussi inspired
efa hoe ho ataoko hoa io ... fa amin'ny wekendy hi hi hi
efa voajanahary ao @ lery le rediredy e ! Milay hoa, tssss
Samy manana ny spesialitény e.
:b:b:b
aleo refa hahitan'lah spons zah vo manoratra :p
tratra marina .rem sy valo dia tonga eo e.
Schgeumland ????? nofiko tany ho any ?
mirana,
now that u remind me, I've read that magazine a couple of times but right now, I'm having hard time remembering what exactly was I reading in there... getting old... remind me of a crazy friend who used to say, whatever the hell was it, I just miss it :)
maintikely,
afrika ka manja eee ;-)
N2D,
lol
fluo be ve? zay no mampa "special" anazy ee :P
kdom,
efa fantatrao angamba aaaa hahaha
de rien, tjrs au service du peuple mi-"tsisy dikany" ;-)
Ikala,
oui oui
tsia, tsy ho safotry ny ranobe akory ny ranomasina :P
pissoa,
miandry anao ny firenena sy kaontinanta ange e :P
ikalamako,
tena serieux be ah teo ampanoratana an'ity resaka ity... tsy haiko fa misy devoly kely ao antsaiko ao indraindray... mila vonjy
xxx,
za hirara :b:b
pakysse,
matoky anao ny blaogasifera ee ok ok
rajiosy,
mea culpa
angalariko fa mitady ho arafesina :roll: sao dia mba mifoha wazy ao izy mahita ny haratsian-toetrako... hirotsahan'ny fanahy masina ^:^
miverina mamaky an'le izy ah dia lasa saina hoe rahoviana marina tokoa moa zany za no hirediredy momba an'ireo voalaza ireo? :)
indray andro, mbola hitohy :P
milay fa dia mampamangy an'i Alicia
io aingana aza ny tagnao
tena inspiré be nareo zany, vao ao @titre fotsiny tonga dia maty lolo zay
tohizo e
trop be ty zavatra ty klé, matotra eh :)
resaka tsisy dikany ee
tsotra ihany hihi
ha ha ha !
mangamaso,
ndao @ zay hamono dauphins ary ee :lol:
kdom,
:)
Hay ve tia mamono dauphin koa ise izany ?
Tena milay be ;)
tritriva,
lol
ofa nahita fa mbola tsy nanao :roll:
ariniaina,
;-)