Atolotra hoan'ny Ray rehetra, tanora fa indrindra ny antitra


 

Somary NSFW, tsy tsara jerena any ampiasana , @ maridrefy eo @ fiaraha-monina malagasy...

 

Mba ho cadeau @ fetin'ny ray dia miangavy ny renin-janany rehetra mba haka-tahaka an'io tovovavy io @ alahady  ho avy izao.  Ataovy en mode ralentie mintsy an
Dia manina moa ra atao mandava-taona mihintsy ee, soa fianatra manko 

Bonne fete papa

 

 

ps: ny zanaka moa dia miaraka @ le hoe "ito izy ry dada a", dia ampy ee 

Leave a comment


hahahaha, nenah tsy mety :b:b:b:



Efa makaleo azy izao fa izao foana isan'andro no hita ato an-trano.



Ny ato an-trano dia i Marilyn Monroe foana no fantasmeny na efa maty aza ilay akitirisy :-).



xxx,
tssssssssssssss
hatr@ zao ve mbola tsy tonga ihany ny fahasoavan'A/tra?
sao dia mba tsy mivavaka aza i toi? :roll:
A/tra o omeo fahasoavana izy
:b:b:b

kdom,
haha
in izany no tsy ataonao isan'andro?
:-P

mangamaso,
hihi
asaivo mijery an'i lilo izy fa mbola velona iny
;-)



raha manao toa an'io andravoahangy ambony io koa ny andravoahangy ambany dia tena vao mainka reven'ny dadanay ato...



hahaha



ikalamako,
lol
manatena fa nataonao tsara karakara izy androany :)

sitl,
indraindray nge izay tsy dada no manenina ee :roll:
sarotra ny miaina haha




Hampiditra hevitra









 authimage