inn kay ny dikan'io TDM io fa tamin'ny andronay ny sipakely KVVS-n'izay tanana teny @ route d'Ivato izay no antsoina hoe TDM (Tonga Dia Manaraka) (KVVS = Kely Veta fa Votsa Saina - sorry, doty)
mazava wazy fa ny hafatra tian'ny mpanoratra ho ampitaina @ ity lahatsoratra ity dia ny hoe: ny fidiran'ny vehivavy @ sehatra politika no anisan'ny tetikady mahomby indrindra @ fanomezana zo sy hasina bebe kokoa ny vehivavy malagasy...
Soa fa nisy ny antoko TDM. Manasa anareo ry ambavilanitra isanisany mba hiditra mpikambana... mba ho fanasoavana ny firenentsika ^:^

Dia bonne nuit ny ambiny ; voky izy dia natory...
By ikalamako on 03/08,2010, at 23:55
Yes explain TDM?
By Mirana on 03/09,2010, at 01:35
zavatra mandreraka kanefa mafinaritra be... tsy inona izany fa... Tour Du Monde ;-)
By simp on 03/09,2010, at 18:53
:b:b:b
By simp on 03/09,2010, at 18:54
mazava wazy fa ny hafatra tian'ny mpanoratra ho ampitaina @ ity lahatsoratra ity dia ny hoe: ny fidiran'ny vehivavy @ sehatra politika no anisan'ny tetikady mahomby indrindra @ fanomezana zo sy hasina bebe kokoa ny vehivavy malagasy...
Soa fa nisy ny antoko TDM. Manasa anareo ry ambavilanitra isanisany mba hiditra mpikambana... mba ho fanasoavana ny firenentsika ^:^
8)8)
By simp on 03/09,2010, at 18:59
Hanky va re hoy Ravalomanjaka lol Yes we need the Queens back :-) Ry Rasoherina, Ranavalona, Elisabeth, Queen B (oops she's a princess)lol
By Mirana on 03/10,2010, at 04:33
and let's not forget the queen of my heart
;-)
By simp on 03/10,2010, at 21:41
Mirana > Ravalomajaka sa Ranavalomanjaka ? :b:b:b
By -NA- on 03/17,2010, at 00:21