Sariko... Miboridana

Published on 04/01,2010

 

Satria moa tsy maintsy hivoaka ihany iny "sex-tape" nataoko iny  dia aleo avoaka  @ fomba offisialy eto @ fialam-boly izany. Iangaviako ianareo mba tsy hitsara satria, mbola tanora sy tsy nahalala izay tsara sy ratsy aho t@ ireny. Aza omena tsiny fa voabaikon'ny fo ee.

Izay tsy ampy 18 taona, akipio ny maso:

 

Raha toa ka tsy mahita ianao dia jereo eto.

 

 


Hevitra

  1. 04/01,2010 | 19:35

    hihihihhihihihihii Ianao ity mahalasa adala ry Symplex zah efa nagitakitaka naka bahana hahahahaha

  2. 04/01,2010 | 20:29

    tena niakatra be ny audimat @ zao rasimp an ! maika daholo ny sipa fa impiry hahita an'lery en tenue d'Eve, oups sa d'Adam satria bandy no miboridana ?

  3. 04/02,2010 | 04:08

    Oadray marina. Ingahy Raprôsy koa mba curieux saika nijerijery an'izany sary miboridana izany.
    Tsy hoe "fag" akory fa mba curieux fotsiny...hihihi.

  4. 04/02,2010 | 05:52

    tsy mahita na in na in a rangahy ty a! aza manadala fa tsssssssss lol

  5. 04/02,2010 | 07:21

    Be entana kosa nareo zany.
    Sady ny ela nihetezana lava volo.

    Raha tsy mahita ianareo dia ampidiro amin'ny Internet Explorer ilay famantarana maha 18 taona.

  6. 04/02,2010 | 08:38

    Ooooiiiiooooo ! Mahita ankilazalaza aho androany ha ha ha.

  7. 04/02,2010 | 13:49

    HAHAHHA, misaotra e, tsara be le sary ,
    hihiihihihihihihih
    Manadala olona tssssssss

  8. 04/02,2010 | 14:31

    haha
    aza variana na midonaka fa teto doly ny ol no naka
    ;-)

  9. 04/02,2010 | 21:02

    na ny slipy na ny... saka :P

  10. 04/03,2010 | 09:16

    BTD tsssss! izaho efa manantena hoeinona ity ataon'ilay bandy ity ?

  11. 04/06,2010 | 12:47

    enao mampiady mpivady AN!!!

    hitan'vadiko tao @ mail-ko ty resakao ty de voadaroka aho fa iza ndray zany sipa mandefa sary miboridana amiko zany!!!
    Atao ahoana ny fanazava hoe olona tsy haiko akoriny enao fa message tonga ho azy avy any @ blaogy.com

    loza oaaaa!!!

  12. 04/06,2010 | 20:27

    lol
    teneno izy hoe za jerena dia manja ny lanitra ee ;-)

  13. 04/06,2010 | 21:52

    Tss mahita atao sady tsy mahalala menatra!

  14. 04/06,2010 | 23:12

    za hirara :)
    trondron'ny aprily re io a... i can't believe i have to explain that ;-)

  15. 04/07,2010 | 21:47

    I was jokin' lol tss although a naked Tiger would be quite a sight LOL

Leave a Reply