Say whaaaaaaaaaaaaat!

Published on 03/15,2011

 

Mahita an'ilay trano bedabe zakan'ny rano any @ tena Japana ah izany dia lasa ny saiko hoe sao dia mba tokony ho atao afaka mitsingevana aza ny design an'ny trano any @ futur... indrindra misy an'le prospect an'le hoe ho ratsy toetra indray i A/tra miaraka @ le Noah Syndrome izany... hoe tondra-drano, part II...

Hevitr'akoho fotsiny ah. Atao beton armE ny faladian'ny trano. dia asiana karazana bouee ngozabe ao ambanin'izay. Atao otran'le karazana, hitanareo ilay cannoe aforitra anaty torosy ireny? vao sokafana le torosy dia mibrioka sy mibotsina wazy le cannoe. Ny tiako tenenina hoe tsy mila popiana izany. Eny fa na mila popiana aza. Asiana karazana hoe sensor fotsiny izany mekanisima kely hahafantarana fa misy tondra-drano eo an-toerana dia tonga misy paompy eletrika mipaompy rivotra rapidapida alohan'ny hoe tapaka ny jirama... dia mitsingevana wazy ny trano refa tonga ny tondra-drano... mety ho voafainty ihany i A/tra an... tsotra nefa otran'ny hoe tsy dia mandany vola mankaiza? government of Japan, hear me out!!

Siora siora alou fa toraka rapidapida fotsiny iny fa nda hiverina hifidy praiminisitra ny bandy eee... za mi-parie fa miala ny vital dia misosoka ny vital...  ny tena tiako izao le sipa hoe Dina Jeanne Fotomanantena (manja sa tsy manja? pics pls),  sady mba diplomatika kokoa no hoe aleo mba vevavy indray no mitarika refa hita fa fiasco doly ny lelah nandritra ny 50 taona lasa ee... en tt cas, i Vital alou tsy maintsy lasa Vpm en charge ny defense na tsy lasa praiministra aza ee...
la nana aux yeux bleus dit: vital, il est vi-tal vi-a son image vi-rtuellement vi-ril remplace vi-brateur a vi-e. avec lui vi-lains et vi-oleurs vi-rent aux vi-naigres et tgv peut vi-sualiser vi-guoureusement la vi-ctoire de vi-va tres vi-te aux vi-llages vi-ctimes de Gadda-vi

alt

ps: btw, what's up with the olona avy any atsimo doly no praiministrable? sao dia tokony manenjika sipa vezo  ny bandy? haha


Hevitra

  1. 03/15,2011 | 10:09
    manja sa tsy manja : http://www.madagascar-tribune.com/Dina-Jeanne-un-docteur-en-Histoire,6447.html
  2. 03/15,2011 | 12:05

    manja sa tsy manja?
    tsy haiko ^:^

    le izy izao tokony hoe @ echelle politisianina manko...
    hoe mihoatra @ i segolene sy i angela merkel, hillary clinton na manorohanta cecile... mety sa va sa va ihany an...
    miankina @ qualite an'ny ranjo izany ny verdict haha
    au moins izy manana doctorat na dia hoe histoire aza mampiseho ny abilite afaka manao zavatra izany...
    je vote pour elle
    ;-)

  3. 03/15,2011 | 23:01

    hhahaha ny kalité-n'ny ranjo no mitondra ny ctoc ctoc-n'ny talon moa izy teo ???

  4. 03/16,2011 | 01:59

    Na ataontsika hoe atao afaka mitsingevana aza anie ny trano, entin'ny rano anaony mitapô amin'ny rindrina etsy ry eroa dia potika ihany iny rehefa tonga ny onja mahery vaika e :-)

  5. 03/16,2011 | 08:29

    Tena safon-darano io zany no fandravana voalohany nataon'A/tra e! fa mbola ho avy koa ny afo sy solifara midina avy any an-danitra an ka @ zay vao tena gidraka be ny mieskiva anle afo misesisy kle.
    Fa zany eo ihany fa ny nokleary indray zao no olana any an-toerana ko

  6. 03/16,2011 | 09:04

    ikalamako,
    hihi
    somary efa soara-soara ihany izy alou fa tena mbola mitana ihany... sady botrabotra ^:^

    http://www.lexpressmada.com/premier-ministre-de-reconnaissance-madagascar/21801-le-dilemme-de-andry-rajoelina.html

    raprosy,
    ka tsy maintsy misy degat foana anie e... na sambo aza mety rendrika... fa zany hoe mba hoe minimiser-na le izy... azo asiana systeme de navigation kely koa ra ohatra ka ilaina...

    ze firenena hoe nosy alou dia poinsa ho lasibatry ny haratsian-toetran'A/tra foana ee... totoim-bitana haha

    n2d,
    ny afo sy ny solifara mbola tsy fantatra na rahoviana alou fa au moins efa fantatra hoe meteorita no ho alefan'lery... iny indray alou dia tsisy fika afa-tsy ny hoe trano any ambanin'ny tany... miankina @ angozan'le meteorita kou fa poinsa mety jokotra doly isika ra otran'le @ le film hoe "deep impact" iny no mitranga...

    ny nokleary indray iny tsy olana fa karazana fahasoavan'A/tra mihintsy aza ka. Ra ohatra ka efa maty doly ve ny havanao t@ tsunami, ny tranonao efa tsita tsony dia tsy aleonao tonga dia maty koa?
    nokleary ny vahaolana :-)

    zany eo ihany fa fara andro ve @ 2012 ee??

  7. 03/16,2011 | 15:57

    io mihitsy lé hoé faranjo faranjo 2012 é. Mila samy mirevy faramparany am'zay fa efa akaiky é.
    raprôsy izao hilatsaka hofidiana dépioté mihitsy sitrany ahay mahazo 4x4 mandra-pahatongan'ny faranjo :-)

  8. 03/16,2011 | 16:18

    kiiiiiiiii
    dia tsy ho afaka hanongam-panjakana ve izany za?
    ouiiiiiiinnnnnn
    je veux ma maman!!

  9. 03/17,2011 | 11:43

    Ny ana indray ny hevitro dia hoe asaivo tonga aty ireo japonezy traboina ireo nipetraka eto Dago fa ho vita tsara ny endrik'i Mcar, .... tsy misy "mivarotra tanindrazana" eo an !!! LOl, hiampy indray ny kelikely maso amin'izay :))

    Le radioactivité dia mbola ho hita izay hiafarany e !!!! Main'ny afo natsangany raolombelona :( tsy misy intsony ny mangas aloha ato ho ato fa dia maka fy ireo iza efa vita tany aloha !!!!!

    Tsy mahita tsara angambany aho, asa tokoa izany ranjony izany !!!!!

  10. 03/17,2011 | 13:25

    fidio tsara ze japonezy tsaratsara ranjo ary e

  11. 03/17,2011 | 14:52

    izay ilay expression notadiaviko fa merci kdaomba : may ny afo natsangany marina tokoa - lollllllllllll

Leave a Reply

Hampiditra hevitra

E-mail me when comments occur on this article

 This is the ReCaptcha Plugin for Lifetype