Boooooooooyaaah!!!!
Published on 01/22,2012
Efa niezaka mafy mihintsy ah @ ity internet-addiction-cure new year resolution ity fa tena eeee
otran'ny hoe ny internet mintsy no miantso ah hoe ilaina enao fa ra tsy izany maty ah
Dia io ary eee:
![]()
ps: to all women, i told u so!! ![]()
LOL
Aoka izay izany ny simulations rehetra hoe voakitikao ny point G-ko an
Vao mainka LOL