Lasopy lasopy lasopy ary lasopy sinoa hatrany, io no mba revin'i toi ve rehefa mba jerenay eto ve ? LOL Asio lahatsoratra hafa indray hoe : "mitady vehivavy mahay lasopy sinoa" indray ny resaka e, sa ahoana ? Mbola tsy feno ny conditions-na sipa vadiable hatramin'izao raha izao no mitohy raha ny fahafantarako azy, ha ha ha ! Mbola mitohy ny fitadiavana :))
sôtsa fa tena afapo ny vehivavy e - krkrkrkr
hihi
vola omena ra misy eee
na le tsoda mampa-zalou an'i dotmg ireny
^^
Lasopy lasopy lasopy ary lasopy sinoa hatrany, io no mba revin'i toi ve rehefa mba jerenay eto ve ? LOL Asio lahatsoratra hafa indray hoe : "mitady vehivavy mahay lasopy sinoa" indray ny resaka e, sa ahoana ? Mbola tsy feno ny conditions-na sipa vadiable hatramin'izao raha izao no mitohy raha ny fahafantarako azy, ha ha ha ! Mbola mitohy ny fitadiavana :))
sao dia mba hoe
mitady vehivavy tsy mandoro lasopy ahay hoe eee
tsy azonao ve le tanjon'ny le lahatsoratra aloha eee
tsssssssssssss
kopenao ooo
(avy @ verbe comprendre)
tssss, "mitady vhv mahay lasopy sinoa for you" ! krkrkrkr