awkwaaaaaaaard

Published on 04/06,2012

mikrosy miditra ny trano
efa ela no nandondona ny kaompania
hoe misy asa maika ato
number two sady mavesatra tsara
aaaaaaaaaaaaaaaaaa
mahazo aina ery refa vita ny natao
kinanjo 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

hay tsisy taratasy le 

 


Hevitra

  1. 04/07,2012 | 13:45

    Amin'ny fotoana toy izany indrindra no ilaina ny savony sy ny servieta. Tsy voatery hiantehitra amin'ny taratasy foana kosa e.

  2. 04/09,2012 | 11:36

    ??? tsy kôpy za fa misy lavaka be le lahatsoratra !

  3. 04/09,2012 | 12:25

    Kdaombaramita >> Raha ny fahazoako azy dia toy izao: maika be izy nandeha nody tany an-tranony, ary nihazakazaka mihitsy satria poritra te-hi-"caca". Kanjo rehefa vita soa aman-tsara ny "caca" vao taitra izy fa kay tsy nisy "papier hygiénique" tao an-gaboné.

  4. 04/09,2012 | 12:30

    ^^

  5. 04/11,2012 | 10:19

    pff, n'importe nawak !

Leave a Reply

Hampiditra hevitra

E-mail me when comments occur on this article

 This is the ReCaptcha Plugin for Lifetype