Fantatrao ve?
Nanomboka namaky ity boky fianarana kabary nosoratan'i Andriamiarana Mbolatiana, fantatra @ anarana hoe Mbola-Namana, mitondra ny lohateny hoe "Malagasy Mikabary Mitahiry ny Soatoavina" aho. Mafinaritra be ilay izy ary mahaliana tokoa. Ao @ pejy faha-9 no hoentiko eto. (tohiny)