Proudly Malagasy: tag
Matoa ianao mahazo an'ity zavatra holazaiko ity dia na ianao malagasy na ianao tia an'i madagasikara, nianatra teny malagasy. Tsy izany hoaho fa asa ianareo raha toa ahy fa dia tonga saina tanteraka t@ namaky an'ilay lahatsoratr'i sitl iny. Mety hoe onjam-piainana nga sa inona loatra fa dia otran'ny iraisan'ny be sy ny maro ny hevitra hoe midika inona moa izay malagasy? (tohiny)