Etc... Etc...
Otran'ny
atao ampotomototra be ilay dialogue national. Eritrereto hoe mahavita
mamaky soso-kevitra lalampanorenana anaki-2 isan'andro ve komity
natokana ho an'izany? Raha tsy ohatra nga ka atao hoe misy pejy 20
ohatra, tena minumum be izany fa tsy misy constitution fohy kely
otran'zany, proposition anaki-1 dia ie mety mahavita mamaky sy
mamakafaka anaki-2 isan'andro ny komity... fa na izany aza, poinsa
mihoatra ny 30 ny volavolan-dalalampanorenana efa voaray any hoy aho,
fara faha keliny izany (jereo ny gazety t@ Talata)... ny Dialogue
national anefa efa @ 14 Jona ony ka asa sao dia angonina fotsiny fa tsy
vakiana akory azany ireny zavatra nangatahina t@ olona ireny?
Ny soso-kevitro aloha efa ela no noteneniko teto
ee. Ampiako kely hoe ny PCA sy ny Directera Jeneralin'ny RNM sy TVM dia
tokony confirmer-n'ny senat ihany koa ary afaka antsoina manao
temoinage any raha misy ny fitairanana na zavatra tsy mazava @
fitantana ny onjapeo sy fahitalavitra nasionaly... mba hialana @ le hoe
mpanohitra tsy mahazo antenina mihintsy izany...
Etc... Etc...
Bevohoka
indray hono ikala Celine Dion, kambana ony... ankoatra ny hoe
fahasoavana ny fiterahana, kozy izany ve tsy havendranana tapitr'ohatra
klelikee. Ny olona rehefa 42 taona izany efa manomboka mieritreritra
retirety... za alou rehefa feno dia hanangana restaurant kely eny @
plazy, dia asiana bara @ alina... tena kozy ee... le zanany voalohany
anie efa 9 taona ee. Dia tsy azoko mintsy, nanina ra niandry hoe 2 na 3
na 4 taona dia nanao zaza manaraka indray fa tsy miandry hoe mitady ho
lany atody menaopaozy vao hoe may ah endim-boanjoko... Sady izay le
vadiny efa 68 taona ony... tsy manakivy ah alou fa minimum mety
haniratsira be le ankizy, maximum mety tsy hahatratra ny anniversera
faha 20 taona lery eee....
mais bon, in koa moa ny idirako @ zany e? in ny idiran'i kotiti @ zany? c'est la vie!!
Etc... Etc...
Mahagaga ahy ihany ireto Amerikana ireto. Malaza amin'ny resaka
teknolojia na madinika na goavana. Teny amin'ny volana sy te ho atsy sy
ho aroa. Kanefa ilay lavaka amin'ilay sambo rendrika mitondra petrole
tsy mety voatsentsina efa ho firy andro zao?
Sao dia mba fikafika kosa io? Ilay accident aloha nitranga fa avy eo ny tohiny sao dia mba misy zavatra maloto?
Gaga ihany aho mantsy... Lavaka ve dia tsy voatsentsina?
Etc... Etc...
Nametra-pialana
ony ny praminisitra japs fa tsy nahatanteraka ny toky anakiray nomeny
t@ praopangady... rehefa valo volana nitondrana fotsiny... za ve no tsy
ampy saina sa lery no tena bandy dondrona tanteraka? satria raha @
saina tsy miangatra tokoa moa raha toa ka hita fa misy zavatra diso no
natao, tsy ny hoe fiezahana hanintsy an'izany ve no tsara kokoa hatao,
indrindra raha hoe mbola malalaka ny fotoana ahafahana manao izany?
Hafa tokoa ny toe-tsaina Japaonay @ ity resaka honeur honeur ity...
marina moa...
Dia... marary indray ny foko rehefa
mieritreritra hoe ry ra8 tsy mahalala mametra-pialana raha tsy efa
nodorana ny radio sy tele-any... ra tsy efa nalaina ankeriny ny
Ambotsirohitra... ry tgv moa angamba raha izay fanomezan-toky sy
fampanan-tenana nomena tetsy @ 13 mai sy ny efa teny an-dapa no isaina
dia eee efa in-50 tokony nametra-pialana ngamba lery... e e e fa dia
nahoana loatra lahy ry taniko no tsy mba mahay maka tahaka ny tsara
vita avy any japana ianao? mba samy nosy ihany anie isika ee
Sns, sns... etsetra, etsetra