Deja Vous
Asa raha misy joincidence na ahoana fa tato ho ato izany dia lasa otran'ny manana tendance suicidaire izany doly ny film hitako. Ka lasa ihany ny saiko hoe ra zao tokoa moa? toa miodina ihany ny tany kanefa dia toa tsy mirotsona akory izaho/isika. Mino aho fa efa manana an'ilay lisitra doly. Satria araka ny @ film hoe refa ho faty enao dia mandalo en flash eo @ masonao doly ny fiainanao iray manotolo. Zany hoe ra mbola tsy maty dia aleo ezahina tsipihana tsirairay aloha ny tanjona ao @ lisitra sitrany ahay. Mba ho fatsiarovana fa nandalo teto antany ny anarako. (tohiny)