How hard could that be?

Published on 08/20,2010

 

** Don't make a sex tape!! **

Mba variana ihany ah mamaky an'le resaka celebrite ireny hoe refa tsy mifanaraka ry zalah dia avoaka ny horonan-tsary mamoafady nataony. Tsy in-1 tsy in-2 fa rehefa olona malazalaza dia tsy maintsy ho tratran'zay daholo... dia mba lasa ny saiko hoe za ve no tena dondrona tanteraka sa hoe tena sarotra be ve izany hoe tsy hanao sex-tape izany?

Tsy tokony hoe ny manao sex-tape ve no sarotra kokoa noho ny tsy manao? asa aloha ee... efa miezaka mafy mihintsy ah mitady sipa gasy hanao an'zany fa eee... sex-tsisy-tape aza dia efa mila negociation sy fandresen-dahatra be any Maputo sy Addis-Abeba vao mety ho raikitra... asa ra ho asiana antso avo eto ngambany hoe ny an'ny ol aza hizestiavana ny sex-tape koa aza misalasala ry vehivavy malagasy 

misy raha la terra!!

 siora eee


Hevitra

  1. 08/21,2010 | 16:11

    Ny gasy ary efa mahavita io, asa raha tsaroanao ilay sipa manja miss manao clip amin'ny hiran'i Njakatiana iry, izaho efa nahita ny nataony fa navoakan'ilay bandy ny fiarahan'izy roa manokana fa dia variana aho fa dia tena mpamadika ilay bandy moa ilay sipa koa manaonao foana tsy vita inon'inona !!!

    ---- > Aleo ry kala isany ny vady ihany no hanaovana ny zavatra lalina indd eo amin'ny fiainana fa tsy ity bandy mandalo rehetra ity a !

  2. 08/22,2010 | 03:19

    Ka ilay izy koa anie araka ny faheno matetika dia tsy maintsy mandalo amin'io manao sexe io ny tovovavy kely vao mahazo faveur amin'ny producteurs e.
    Amin'iny fotoana iny no angalany ny horonan-tsary.
    Zava-misy eo amin' ny sehatry ny zava-kanto avo lenta io, ary tsy any zamerika ihany fa hatraiza hatraiza.

  3. 08/22,2010 | 04:03

    Film efa nandeha io ry Simp ah...Mbola tsy zakan'i tsena-tsika koa moa izany e Ny aty raha mivoaka ny sex tape (eg: Kim Kardashian) dia vao maika malaza ianao sady mahazo vahana kokoa ny celebrity status nao fa raha any Mada de eee (eg: Miss Tantely) nampalahelo mihitsy ikala!

  4. 08/23,2010 | 18:55

    kdom,
    andray!!
    tena mety tsy poinsa tsony izany hoe iandry fanambadiana izany ry kala a... tsy hay na vokatry ny fanatontolona na inona fa otran'ny hoe "vieux-jeux" be hahaha
    ilay hoe resaka horonan-tsary indray isika somary mbola hoe mihatsara velantsihy midongy ho "conservative" eo @ fiaraha-monina... kanefa any @ takotakona ouh la la aleo tsitenitenenina...
    mety ho olana koa ilay hoe mbola tsy dia tena hoe vulgarise be otran'ny findray ny hoe video camera... fa afaka 5 an 10 taona eo ho eo dia mety ho betsaka @ zay ny amateur... i can't wait for that to happen shuuuuuuutttt!

    kotokoely,
    hoe promotion canape ve izany?
    eny e, misy n'aiza n'aiza alou izay fa tsy dia izay loatra no tena resahiko eto fa le hoe olona malaza anaki-2 miaraka... dia a un moment donne, manao sex-tape... dia refa misaraka izy avy eo dia mifanasa vangy alou @ voalohany hoe bandy fopla sy sipa tsy milay... dia mifarana @ hoe avoaka any @ vivid na tsy haiko le sex-tape... antsasak'adiny ao arinan'zay mivoaka @ site mpanao gossip manerana ny tany :-)

    Mirana,
    whaaaaaaaaaaaaaaaaat??
    toi kou nga nahita an'zany an'i Tantely izany kay?
    kiiiiiiiiiiiiiii za irery izany no tsy mba nahita an'zany
    ouiiiiiiiiiiiinnnnn

    ka isika izany le societe tena mbola mihatsaravelatsihy be @ io kozy io ee... sy le hoe mbola mpitady virja fatratra... le izy @ io tsy mba hoe tena hoe dokafana sy hajaina na otran'zany akory le olona manaraka an'le hoe "norma" an fa izay miblioka manao sex-tape na hoe tsy haiko mivarotra ny virja-ny dia tena atao outcast be mintsiny...
    hitako fa efa miova tsikelikely alou izany ee... jereo fotsiny ireny hoe miteraka tsy manambady ireny taloha tena otran'ny hoe henatra be sy ny karazany @ izao anefa lasa otran'ny hoe tsy manam-bady ra tsy bikina le sipa... ny sipa bikina ipitsian'ny kofy boy moa dia tsy koi tsony fa dia efa lasa onena indray ny ol hoe bandy tsy vanona...
    otran'zany koa ny hoe katolika sy protestanta... talou otran'ny hoe tabou be ery nefany @ zao tena lamody be... dans 10 ou 20 ans izao lasa tsy mivavaka indray ny lamody :-)

    fahasoavan'A/tra doly izany ee haha
    can't wait for some snooki tape
    soon
    oh la la yes!!

  5. 08/24,2010 | 06:50

    Revin'i Simp izany le resaka sex any amin'ny forum ireny ? Raha ireny no mahazo an'i toi dia mba tantarao eto ary e, aleo atomboka dieny izao ny ato amin'ny blaogin'i toi fa tsy miandry 10 na 20 taona izany :) Tsy laingalainga fa perdantes foana ny sipa amin'io zavatra io na ahn na ahn ! Mbola misy foana anie ny bandy midohodohoka nahazo io tamin'ny sipa e ! Io no tadiavina dia rehefa azo dia midoka tena fatratra eo anivon'ny samy zalahy sady natao ihomehezana ilay izy, be ny manatsatoka antsy avy ao ambadika e.

  6. 08/24,2010 | 06:52

    Asa, afaka 10 na 20 taona i toi rehefa manan-janaka vavy dia ho hitan'i toi ny "dilony sy ny ngidiny" !!!!! Mety hiova hevitra i toi @ izay fotoana izay

  7. 08/25,2010 | 18:21

    efa misy cam izao ny tel ka

  8. 08/25,2010 | 21:13

    kdom,
    haha
    aza ozonona kosa ny zazasimp fa tsssssssssssssss
    tena diso raisin'i toi personnelle be le resaka
    experience vecue ve izany sa hoe tena j'ai touche la ou il fallait pas ^:^
    zafady eeee

    sitl,
    ie
    fa zany hoe mbola tsy dia be mpanana loatra eto @ tanana
    refa ny sarabambem-bahoaka no manana azy mety ho lasa pratika courrante @ izay ngambany... sady mety efa sady rapida no mora ny internety @ izany...

  9. 08/26,2010 | 06:28

    Tsy hoe raisiko perso le resaka fa mahita ny manodidina aho, dia hoy aho hoe raha vulgariser-na ity resaka ity dia asa fontsiny fa miantoka ny sipa, ohatra ny hita @ ireny vidéo ireny !!!! aza mahavoa ny taranaka izany fa tena mangidy hoy aho e, ianao faly hijery ny fhavoazan'ny hafa ("i can't wait for that to happen shuuuuuuutttt!") fa maharary ny rad ny zanaka mahavita ireny ka aza manody :( Aleoko vieux jeu manaja tena fa tsy kilalaon'ny mpijery sy ny mpanodina ny taranako toy izay ataon'ny olona firesaka, @ resaka voretra fa tsy mba amin'ny resaka tsara. Na ianao ihany arydia efa niteny hoe : "aza ozonona kosa ny zazasimp fa tsssssssssssssss"

    Izay fontsiny no hevitro ;)

  10. :)
    09/01,2010 | 06:02

    Za lou manana ilay CD an'i Tantely iny, tsara pirina tsara fa mbola hasehoko ny zanako vavy rehefa amin'ny taonany hoe izao no ataon'ny olona anao rehefa manaonao foana fa raha possible lé com n°1 an'i Kidaombaramita dia voninahitra ho anao, tsy possible dia tandremo ny tape.

Leave a Reply