@ herin-taona ndray ee

Published on 12/30,2012

ny mba ho faniriana dia ny hoe hivadika pejy vaovao metimety kokoa hoan'ny tanindrazana 
na ho ni-ni izany na ho na-na na ho ne-ne na ho no-no 

 

manaova fety finaritra!


Hevitra

  1. 12/31,2012 | 11:47

    Milay e... dia mirary soa ihany koa. Ho taona milay ity taona vaovao ity.

Leave a Reply

Hampiditra hevitra

E-mail me when comments occur on this article