coupE decalE

Published on 02/10,2015

Otran'zao ve ny fihainon'ny vazah ny gasy mihira mahaleo ohatra?

mila an'le hoe kolotsaina sa hoe in nga ny filazana an'izany, hoe ra tsy azonao ilay tiana lazaina @ le hira dia tsy afaka ny hi-connecte tanteraka @ ilay hira ianao...
norma ihany ve le hoe mividy tapakila ana hira @ toerana iray ra sendra hoe mandalo any?

Ity indray mix hira tandrefana sy indianina

@le oui
eny fa na dia tsy azo aza ny tian'ny mpanorata ho ambara

mba nanaitra ny sofiko fotsiny dia tiako zaraina ee
tsy voatery hoe fantatra ny dikany fa refa kanto dia kanto
Citizen of the world...


Hevitra

  1. 02/10,2015 | 21:30

    J'aime

  2. 02/10,2015 | 21:36

    iombonako hevitra : rehefa kanto dia kanto.
    Eto moa dia alaina arak'heviny ihany ny fotokevitra ijoroan'ny hiran'i Adele dia mazavazava ratsy ilay kozin'i lery @ hira annn huhuhu
    Ripaka be amin'ilay hoe resaka voalohany. Matetika mihitsy koa aho no mametraka izay fanontaniana izay rehefa mijery ny vazaha mba manatrika revy gasy. Ny gaigy ilay rehefa tapatsinay ny gasy dia zareo mitsiky tsy ravo... ary olana be satria na asiana dikanteny aza lay resaka dia tsy mampihomehy satria ilay tenintsika iny mihitsy no mahalaza ilay maharipaka voizin'ny resaka.
    Nefa zareo mampanelo be fa azontsika daholo sy mampme na manome lagy antsika rehefa tour-njareo.. tsy citizen of the world :D

Leave a Reply

Hampiditra hevitra

E-mail me when comments occur on this article

 This is the ReCaptcha Plugin for Lifetype