Syphilis

Published on 08/18,2016

Laza adina I:

Fakafakao ny tian'ny Ntaolo ho ambara amin'ity ohabolana ity:

"ela notoratorahana ka nahavoa mason'angatra"


Hevitra

  1. 08/21,2016 | 22:19

    hihihihi, samy manana ny angatrany an.... sa ve ny angatra no samy manana ny masony ? sao dia tsy nanao mason'akoho ny syphilis ka tsy nahita lay toraka niala avy tany ?

  2. 08/24,2016 | 06:57

    .--Masona pokémon--.
    Angamba ny dikan'io dia hoe mety mahavoa pokémon ihany rehefa mahavatra maharitra ela mitoraka azy amin'ny baolina...
    ...hi hi hi...

  3. 08/25,2016 | 21:22

    nihahaha LhLhTsRs.... ripaka beuhhhh

Leave a Reply

Hampiditra hevitra

E-mail me when comments occur on this article