Mitady sipa virjiny

Published on 10/22,2016

Ity izany ilay tonga @ fitenenana hoe antitra vao be ny tanora ee. Efa fotoana vitsivitsy lavalava izay no nanapa-kevitra aho hoe efa ho matotra amizay fa aoka izay ny rediredy fahizay, fahizay fahizay, tena fahizay... kanefa dia tsy manaiky ny oniversa fa tsy maintsy mandefa virja aty amiko foana

Nisy sipa iray vaovao indray any @ bekitana nanao lavanty ny "fahadiovany". Tsy hiditra @ maha mety sy tsy maha-mety an'zany intsony ah fa efa betsaka ny rediredy voalaza .

Ny tena tiako horesahina dia ny hoe: kay le, ary tena lasa bizna normale ity kozy ity kle. Azo eritreretina ve hoe afaka 5-10 taona any dia ho lasa tolo-barotra na hoe service izy ity? raha atao jery todika tokoa moa ny hoe talohan'ny 19xx mbola tsy nisy ny hoe porn. Ary na dia nisy aza ny hoe kox, azo lazaina hoe "tabou" izany hoe mivarotra entana izany indrindra moa fa ny hoe manao film... kanefa @ izao, dia lasa norma be le izy. Dia mba ahoana ary ny hoe cadre legal azo hi-operer @ ity fivarotana virja ity? sao dia mba izany no tokony hilofosan'ny fanjakana

Tsy mahita statistika offisialy ah fa otran'ny betsabetsaka virja ihany any ambanivohitra any an. Sao dia ho lasa otran'ny fitrandrahana volamena sy harena akibon'ny tany eto koa ity ra tsisy regulations? 

Iaraha mahalala ny filana tondro-dalana stratejika hoan'ny tanjona ekonomika eto amitsika. Mila havaozina ny lisitra hoan'ny varotra iraisam-pirenena. Raha resaka hoe avantazy comparatif no jerena dia ireto no tokony ho anisan'ny hilofosan'ny famokarana/fitrandrahana eto amitsika:

  1. ody gasy
  2. mpamosavy
  3. virja

azo afangaro atao combo ireo, ohatra hoe: ody fitia + virja (sady miakatra ny vidiny no ho afa-po ny mpanjifa)...

@filoha hery rajao: atsipy ny vilia vaky!


Hevitra

  1. 10/23,2016 | 21:37

    mdrrrr, taolana ny nify ka homehy ry simp, shhhh tsy ho hendry mihitsy ity bandy ity an !
    Tsarovy fa ankehitriny koa mihabetsaka ny mpanolana zazakely. Vao oviana aho nahita lay zaza rosiana (sa okrainiana moa izy iny) efa natahorana fa tsy avotra intsony satria narian'lay mpanolana teny amin'ny torapasika fotsiny nony vita ny nataony - grrrr tena grrrr. Efa ora vitsivitsy taty aoriana vao hita lay zaza dia efa very rà be, ankoatra zay taovany simba tao angamba matoa nangataka fanampian'ny dokotera matanjaka avy tany ivelany ny tao antoerana fa tsy nahita fomba hitsaboana azy. Asa izay niafaran'ilay zaza.
    Ny tiako hahatongavana dia hoe efa simbain-dr'i tsivalahara koa ny zazakely dia mety mbola hihena ihany ny sipa virja rehefa mihalehibe izy ireo. Indrindra fa mihamalaza lay hoe ireny no aolany fa atokisandrizreo mbola madio tsisy aretina... hafa ny cox efa tsy hay tsony zay bibikely tsy bibikely afindrany.
    Sao dia ny bibin'ireny mpanolana ireny no aloha no tokony hanaovana fifaninanana ny manapaka azy ? azo asiana combi hoe biby tapaka + mpamosavy ? Matetika ireny no tena mbola mitady virja fa mifezaka aretina koh, saingy noho izay hoe mihalafo izay ny virja dia lasa izy manimba zaza grrrrrrrrrrrrrr

  2. 10/24,2016 | 21:00

    hihihi

    ka efa hoe ataovy ny lalana sy regulations isan-karazany fa satria efa tsy maintsy ho avy io :)
    tsy manakivy ah alou ee

    ary aza ahilikilika kosa ny cox fa tsy fantatra izay hanao kambana an. Sao dia ho "mitady cox" ny lahatsoratra manaraka eto ^^

  3. 10/24,2016 | 21:48

    hahaha, manasa tànana aminareo ah ozy pontsy pilato annnnn... i telo isanjato aza efa nikozy hoe aza miala @ ireny style favori ireny.. mdrrr gaigy tu hoaaaa

  4. 03/04,2017 | 02:22

    Biasanya, di dunia modern diyakini bahwa rambut berminyak - itu adalah masalah besar. Namun, ini tidak begitu, rambut berminyak - ini hanya jenis rambut, dan tidak lebih. Meskipun banyak itu membingungkan dan menyebabkan ketidaknyamanan. Agar terlihat menarik, Anda hanya perlu untuk merawat rambut berminyak.Aturan utama perawatan untuk rambut berminyak. Bagaimana menangani rambut berminyak

Leave a Reply

Hampiditra hevitra

E-mail me when comments occur on this article

 This is the ReCaptcha Plugin for Lifetype