c'est le aaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa

Published on 06/11,2017

Somary tara kely ah vao nakobo an'ity tao @ fb... na zany aza tiako ankalazaina satria... ity angamba ny zavatra faran'izay mafinaritra indrindra @ ity taona 2017 ity:

Tonga dia lasa patriotika tampoka be tato ah!!

... ny lesoka kely ozy ilay vary misy loaka dia... otran'ny tsisy mpivarotra akanjo "maillot" hoan'ny mpankafy/mpanaraka an? Sa tsy maintsy makeny behoririka vao hahita? sao dia mba bizina tokony atao ity kle?

Ary indrindra ihany koa hoe tokony hankalazaina sy hoe hamporisihana ny bandy kely mba hanohy an'izao dingana mafinaritra be izao... Tsara fa tohizo!!

Mirary ny soa sy tsara ary ho tonga @ ambony indrindra!

voilu voili voilo

 


Hevitra

Leave a Reply

Hampiditra hevitra

E-mail me when comments occur on this article