Inona ary izany?
Misy tomobilina izany, kamio io an.
Dia mitatitra trondro izy io.
Ny nomerao an'ilay fiara dia: 9090
Inona aza ny tsonjo entiny?
vinanto tsy vanona,
Misy tomobilina izany, kamio io an.
Dia mitatitra trondro izy io.
Ny nomerao an'ilay fiara dia: 9090
Inona aza ny tsonjo entiny?