Warning: Declaration of CachedTemplate::fetch($cacheId) should be compatible with Template::fetch($resource_name = NULL, $cache_id = NULL, $compile_id = NULL, $display = false) in /home/blaogycom/public_html/class/template/cachedtemplate.class.php on line 41

Warning: Declaration of CachedTemplate::display($cacheId) should be compatible with Template::display($resource_name, $cache_id = NULL, $compile_id = NULL) in /home/blaogycom/public_html/class/template/cachedtemplate.class.php on line 75
Mitady Sipa Virjiny, ... | rafozan-doza |

Mitady Sipa Virjiny, ...

Published on 06/08,2008

 

... part II

Tsapa fa tena mihetsika mafy dia mafy mintsy ny tandimerin'ny tovovavy eto ambonin'ny tany taorinan'ilay zistoira (fr) tany Lille iny. Ny ankamaroan'ny olona moa dia nanodina an'ilay kozy ho resaka hoe finoana silamo izany. Ny sasany kosa dia nijapy ny resaka fitovian-tsaranga eo @ lahy sy ny vavy. Misy fahamarinany daholo ireny rehetra ireny, ekena. Fa mba aleo kosa jerena @ tokony ho izy ny tena fandehan-javatra @ ity tolona ity e.

Izaho aloha tsy silamo ka tena tsy koboko loatra ny tena fandehan'le hoe virja sa tsia @ mariazindrizareo. Ary na le sipa koa aza manaiky an'le divorce ka tsy hitako izay hanaovana zistoira be @ iny. Ny resaka fitovian-jo @ resaka virja no tiako hitondrana fanampiana hoandrizareo "fanaka malemy" eto. Hoe ahoana marina ny tena stratejia mety hahomby.

Voalohany indrindra aloha dia tsy araky ny fiheveran'ny vehivavy hoe te hizesta hoe "za no nanamboatra an'iny" velively ny antony hitadiavan'ny lehilahy sipa virja. Enfin, anisany ihany aloha zany fa ny tena antony dia noho ny hoe ny sipa virja dia noho izy poinsa manan-tsaina kokoa, manam-pahaizana ary tsy mpiodina. Profo: vakio lapino, mitady sipa virjiny, part I. (miala tsiny @ informatisianina sy geeky retra alou an    ).

Fika 1:
Ry tovovavy, ra manotany izy hoe virjiny ve enao, ataovy hoe tsia avy hatrany!!! (exceptions vakio ** ery ambany)

Teo @ le zistoira io aloha tsy fantatra marina na nanotany lery fa eo @ finoandrizareo ngambany le tsy manotany no normal noho le manotany. Ary ilay izy efa  otran'ny hoe accord tacite teo @drizareo izay na dia tsy nosoratana  tao @ contrat aza hoe tokony virja ny entana. Izay le lazainy hoe tena important @ le razoky le izy.

Fika 2:
Tt mariage est un mariage d'interet!! 

Resabe izany hoe fitiavana pure 100% izany ka hoe nanao mariazy. Ny fitiavana dia miaraka @ interet foana. Ary ny mariazy dia mi-supposer hoe misy zavatra andrasan'ny lahy sy vavy @ andaniny sy ankilany.

Ohatra izao hoe: anisan'ny interet an'le razoky tery zany le hoe virja ny vadiny, du moins zay no noeritreretiny t@ izy nanao sonia. Refa tsy voa-honorer an'le ramatoa aza ny obligation-ny dia normal ra tapaka ny contrat.

Dia hiteny nareo hoe ny tena fanotaniana dia hoe nahoana no exiger-na hoe virja le vevavy fa ny lelah tsia? valiny jereo ery ambony ery. Valiny tena izy:

Fika 3:
savoir se faire desirer. 

Ny tena tsy mampitovy ny lelah sy ny vevavy dia ny lelah mahavita mampiseho @ vevavy fa ilaina izy. Zany hoe na virja na tsia dia hahazo vady foana. Ka raha te hitovy zo nareo dia tokony manomboka dieny zao dia mampiseho fa hahazo vady @ le kritera tadiavinareo foana na virja na tsia. 

-> lavitry ny afo ny kitay aloha ra ny @  zao no jerana

** Sipa Virjiny

Rehefa hitovy zo isika any @ futur any, dans 100 ans peut etre , dia ho-redefinissez-na ny atao hoe virja. Ny sipa virja dia ireo mahazo tsara ka mampihatra an'ireo fika 3 ireo. Ampiana kely hoe amboarina ho dorizina ny hymen, iny le symbolika  

Fa teneniko anareo ny tena marina, aza miteniteny an,
Ny tena marina dia ny definition an'ny hoe "lelah virja" no tsy misy, no mahatonga ny hoe tsy maninona na tsy virja aza ny lelah. Zany hoe virja foana ny lelah  ka izay no antony hitadiavany virja, mba mitovy fahavirjiniavana  ee.

ps: aza ampijaliana ny lelahintsika  an


Hevitra

Leave a Reply