Il etait une fois... Madagasikara
T@ i neninay feno 50 taona izany dia nirary soa aho. J'ai fait un voeux no tena tiako tenenina fa tsy haiko ny tena dikany @ malagasy... !doty
T@ i dadanay feno 50 taona koa dia mbola nirary soa ho azy ihany koa aho...
Rahampitso ny fetim-pirenentsika, hahatratra 50 taona ny repoblikan'i Madagasikara. Dia mba te hirary soa ho azy, ho antsika zanany ihany koa aho. Tsy azo teni-tenenina fa sao dia tsy tanteraka an!
Eto aho dia manainga antsika izay mahatsapa tena fa hoe Malagasy, taranaka malagasy na mahay miteny gasy na tsia mba hirary soa ho azy. Ny zavatra tsapako manko rehefa nojerena ny zavatra voalazantsika tao @ ilay hoe il etait une fois Madagascar iny dia somary "sceptique" hoe tsy ampy finoana ny @ ho avy mamirapiratra an'i Gasikara isika. Ka hoy aho hoe tsy aleo mba izay no ataontsika fanomezana kadoa ho azy rahampitso ny hoe firariantsoa ho an'ny tanintsika.
Eny e,
somary maizina ary
manjavona dia manjavona ny hoaviny noho ireo krizy sy ny olana
isan-karazany mianjady aminy, amin'ny vahoaka sy mponina ao aminy. Fa
ny fanombohana dia ny fanana finoana fa indray andro any tsy maintsy
mbola ho avy ilay maraina hiposahan'ny masoandro, hanazava ny
androntsika. Mazava ho azy fa raha tsy asiana fiovana sy hoe arahin'asa
ny firariantsoa dia ho zava-poana ihany. Mbola dingana hafa ihany koa
izay fa ny androany aloha dia ny hoe: tiako ny taniko ary mirary
fiadanana ho an'ny mponina ao aminy aho...
Dia manainga anao ary hanao "voeux", dia tahirizo ao am-po izay. Tsara kokoa ra soratana @ taratasy na hoe tahirizina @ solosaina. Alefa email mintsy aza e (GooGle calendar milay be fa afaka handefasana email any @ futur) ... ho vakiana rehefa afaka 50 taona indray, raha mbola velon'aina... hiadana sy ho finaritra, e sambatra tokoa izahay...
Il etait une fois Madagasikara...
... manaova fety finaritra daholo.
ps: lol be le hira... i know, right?
Bonne Fete A Nous Meme
Marary be mitnsy ny foko!!
Tsisy afatsy i kdom irery (bisou ndry) no ni-souhaiter bonne fete papa teto @ blaogy...
Kanefa coup double hoe fetin'ny ray sy fetinny lelah androany... COME ON!!!
Ka mba ho fanomezana fifaliana antsika lehilahy ary, indrindra moa rehefa tsy mande @ ze lahoriny intsony ny resaka baolina, dia indro ny miss RTA ampafantarina ho antsika izay tsy nahita mivantana/fahita lavitra:
Ery ambany ambany ery @ le rohy no misy ny sary... misy mister koa mais bon, tsy dia ilaina loatra satria ny lehilay tsy mba ratsy
Amiko manokana alou le sipa Vakina (lapino re) no tena mavoa indrindra. Tsy dia hitako loatra ze holazaina @ le sipa Tana, asa otran'ny tsara tsara ranjo ve? kanefa tsisy valahana...
Otran'ny hoe niangarana be ony le sipa Fianar... tsy dia mifankaiza rahateo ny hoe difference @ hoe manja... fa izy kosa alou mi-charme be ny masony... resa-behivavy be le izy ee...
Bref, gasy ka manja doly ee... also, we really need to improve on the boobs department...
Izao rehetra izao no mahatonga ahy hiteny hoe... tsisy matsako an'i... roche
**bonne fete a nous meme**
Cheerio!
Etsetra... Etsetra
Etc... Etc...
Otran'ny
atao ampotomototra be ilay dialogue national. Eritrereto hoe mahavita
mamaky soso-kevitra lalampanorenana anaki-2 isan'andro ve komity
natokana ho an'izany? Raha tsy ohatra nga ka atao hoe misy pejy 20
ohatra, tena minumum be izany fa tsy misy constitution fohy kely
otran'zany, proposition anaki-1 dia ie mety mahavita mamaky sy
mamakafaka anaki-2 isan'andro ny komity... fa na izany aza, poinsa
mihoatra ny 30 ny volavolan-dalalampanorenana efa voaray any hoy aho,
fara faha keliny izany (jereo ny gazety t@ Talata)... ny Dialogue
national anefa efa @ 14 Jona ony ka asa sao dia angonina fotsiny fa tsy
vakiana akory azany ireny zavatra nangatahina t@ olona ireny?
Ny soso-kevitro aloha efa ela no noteneniko teto ee. Ampiako kely hoe ny PCA sy ny Directera Jeneralin'ny RNM sy TVM dia tokony confirmer-n'ny senat ihany koa ary afaka antsoina manao temoinage any raha misy ny fitairanana na zavatra tsy mazava @ fitantana ny onjapeo sy fahitalavitra nasionaly... mba hialana @ le hoe mpanohitra tsy mahazo antenina mihintsy izany...
Etc... Etc...
Bevohoka
indray hono ikala Celine Dion, kambana ony... ankoatra ny hoe
fahasoavana ny fiterahana, kozy izany ve tsy havendranana tapitr'ohatra
klelikee. Ny olona rehefa 42 taona izany efa manomboka mieritreritra
retirety... za alou rehefa feno dia hanangana restaurant kely eny @
plazy, dia asiana bara @ alina... tena kozy ee... le zanany voalohany
anie efa 9 taona ee. Dia tsy azoko mintsy, nanina ra niandry hoe 2 na 3
na 4 taona dia nanao zaza manaraka indray fa tsy miandry hoe mitady ho
lany atody menaopaozy vao hoe may ah endim-boanjoko... Sady izay le
vadiny efa 68 taona ony... tsy manakivy ah alou fa minimum mety
haniratsira be le ankizy, maximum mety tsy hahatratra ny anniversera
faha 20 taona lery eee....
mais bon, in koa moa ny idirako @ zany e? in ny idiran'i kotiti @ zany? c'est la vie!!
Etc... Etc...
Mahagaga ahy ihany ireto Amerikana ireto. Malaza amin'ny resaka teknolojia na madinika na goavana. Teny amin'ny volana sy te ho atsy sy ho aroa. Kanefa ilay lavaka amin'ilay sambo rendrika mitondra petrole tsy mety voatsentsina efa ho firy andro zao?
Sao dia mba fikafika kosa io? Ilay accident aloha nitranga fa avy eo ny tohiny sao dia mba misy zavatra maloto?
Gaga ihany aho mantsy... Lavaka ve dia tsy voatsentsina?
Etc... Etc...
Nametra-pialana
ony ny praminisitra japs fa tsy nahatanteraka ny toky anakiray nomeny
t@ praopangady... rehefa valo volana nitondrana fotsiny... za ve no tsy
ampy saina sa lery no tena bandy dondrona tanteraka? satria raha @
saina tsy miangatra tokoa moa raha toa ka hita fa misy zavatra diso no
natao, tsy ny hoe fiezahana hanintsy an'izany ve no tsara kokoa hatao,
indrindra raha hoe mbola malalaka ny fotoana ahafahana manao izany?
Hafa tokoa ny toe-tsaina Japaonay @ ity resaka honeur honeur ity...
marina moa...
Dia... marary indray ny foko rehefa mieritreritra hoe ry ra8 tsy mahalala mametra-pialana raha tsy efa nodorana ny radio sy tele-any... ra tsy efa nalaina ankeriny ny Ambotsirohitra... ry tgv moa angamba raha izay fanomezan-toky sy fampanan-tenana nomena tetsy @ 13 mai sy ny efa teny an-dapa no isaina dia eee efa in-50 tokony nametra-pialana ngamba lery... e e e fa dia nahoana loatra lahy ry taniko no tsy mba mahay maka tahaka ny tsara vita avy any japana ianao? mba samy nosy ihany anie isika ee
Sns, sns... etsetra, etsetra