Warning: Declaration of CachedTemplate::fetch($cacheId) should be compatible with Template::fetch($resource_name = NULL, $cache_id = NULL, $compile_id = NULL, $display = false) in /home/blaogycom/public_html/class/template/cachedtemplate.class.php on line 41

Warning: Declaration of CachedTemplate::display($cacheId) should be compatible with Template::display($resource_name, $cache_id = NULL, $compile_id = NULL) in /home/blaogycom/public_html/class/template/cachedtemplate.class.php on line 75
Deba: The Return II | rafozan-doza |

Deba: The Return II

Published on 01/27,2009

 

Film action
gidragidra
masaka be

Aza tezitra izay mamaky fa raiso toy ny hevitr'akoho ihany izy ity. Fa za mahita hoe  tafiditra @ point de non retour ny tsy maintsy hiverenan'i deba ny fandehan'ny rara @ zao fotoana.

Voalohany aloha dia mazava fa match nul ilay seul a seul an'i ra8 vs tgv teo. Satria:

* ny boay kely diso naif loatra ka voafaintin'ny karatra... natoky tena loatra, hoe in charge, kanefa toa nivarina @ "state of the art show off of jungleness" no niafarana...

* i ra8 indray tsy ni-reagir a temps ka lasa tonga hatrany @ greve general ilay kozy... kanefa izay no tena no-eviter-ny a tt prix hoe le vahoaka mikomy...

Izaho aloha tsy mahita hoe tena nandresy tgv ee. Diso hevitra ihany ela ry jentl ra mieritreritra hoe efa eo ampelatanan'ny boay kely koa ny miaramila... manao an'laborde tsy ho vazah ra izany foana no eritreretina...

Ny tena izy dia ny hoe tsy afaka mampiasa miaramila @ mponina Antananarivo na i ra8 na i tgv satria nahoana? samy mponina iray ihany isika. Otran'ny hoe zanaka sy zanakanabavy  ihany... tonga dia maneno ny ora farany ra hoe hitetateta hanao kozy voretra otr'zany. Moa koa tsy fantatra izay negociation mande sy accord preliminaire miainga any @ sisiny any fa tsy fantatsika fotsiny :)

Dia zao @ izay ary ny anton'ny lohatenin'ity lahatsoratra ity. 

Ny resultat an'ity kozy dia soit tgv lasa praminisitra tetezamita, soit tsy lasa fa maty na migadra na hoe en exil na hoe mijanona ho maire.

Ny hoe hijanona ho maire na hoe en exil aloha tsy poinsa satria midika avy hatrany izany fa resy ary HUMILIE tanteraka ny boay kely. Ny tiako tenenina dia hoe somary be ambo-po lery ka tsy poinsa hitranga ireo.

Nde hatao hoe lasa PM aza i tgv:  dia tsy maintsy manatanteraka ny fampanatenany fa sinon tonga dia wain koa -- lasa tsy credible tsony... Mety hoe un bon politicien koa aloha izy e (le mandainga a tt prix pour arriver a ses fins)  mais bon probable kokoa izany ny tsy maintsy hoe hi-rapatrier-na ny exiles rehetra... Tafaverina eto @ tanana i Deba... noho ny hoe mizara 2 i Tana, na asiana fifidianana aza, resaka marketing majinijinika fotsiny dia tafaverina eo @ fitondrana izy. Ny any @ sisiny manko mbola mirevy be an'lery ny mihoatra ny 50 isanjatony.

Tsy maintsy misy fifidianana foana ra vao i tgv no PM, du moins ny parlementera tsy maintsy soloina satria tsy manana majorite ao i tgv hany ka tsisy zavatra hande mitnsy eo ra tsy izany... Ny hitranga anefa dia poinsa ny AREMA sy ny OPPOSITION Dinosaures no hahazo ny majorite avy eo.  Misaoty avy hatrany i tgv ary tsangan'ol sisa izay prezida eo na ra8 izany na iza... mazava ny lalana. oe oe oe oe

Nde hatao hoe jokotra i tgv na hoe nogadraina... mazava hoazy fa raikitra ny rotaka eto Tana. Mandefa ny top-ny fotsiny Deba @ any @ sisiny... Chaos tanteraka ny tanana dia malalaka be ny fiverenany na hoe aeroport any @ sisiny koa aza. Mbola manana influence be ao @ armee izy ary poinsa tsy maharitra 6mois eo @ fitondrana tsony i ra8... surtt ra hoe miady ny mponina Antananarivo samy izy ihany.

Ra i ra8 moa no miala na hoe jokotra dia voa mia koa mazava fa tsy maintsy tafaverina i deba. i Yvan aloha somary be mokony ihany fa miverina @ ilay scenario eo ambony ihany izany... ultimately, miverina i Deba.

 

Aiza ny faille?

Raha ohatra ka manao jeux cooperatifs indray i ra8 sy tgv. Voalohany aloha ho tena sincere ve izany sa ny kobay any ankelika ihany? ra vao izay manko dia tsy maintsy miafara @ hoe 1 tafavoaka ny ringy foana... mety efa ho hafa aloha ny contexte @ izay ka aleo tsy asiana resabe...
Raha tena miara-miasa izany izy mitsam ka hoe remaniement fotsiny tsy ovaina ny assemblee nationale ary tsy ampodiana ny exilees... izay vao mety misy issue, en tt cas jusq'en 2012.

Indrisy anefa fa efa tara loatra... efa raikitra ny an'ny provinces... aza hitako ka aza mahita ahy...

 

peace,

 

ps:
* nareo ve tsy mahatsapa fa isika tsy mba mety tafiditra headline @ gazety internationaly raha tsy hoe mba  misy gidragidra?? izay indray vao nitranga tao @ bbc :)

* faly aho tena faly fa ilay noteneniko omaly hoe ndana mamokatra iny dia nivaly sahady ny asa!  faly ny masina ;-)

 


Hevitra

Leave a Reply